194 – Andriananahary ô

{Capo: 1}

{key:Bb}

 
1. Andria
A 
nanahary 
 
ô,
 
Endrey  
D 
ny 
 
voni
E 
nahi
A 
trao!
 
Ny tany  
A 
sy ny lanitra
 
Mamela
D 
tra ny  
E 
laza
A 
nao.
 
Ny  
E 
asanao 
 
re
A 
hetra 
 
e!
 
Ny  
E 
famonjena 
 
 
A 
lehibe,
 
Mitari-
A 
dalana 
 
anay,
 
Hidera  
E 
ny 
 
Anara
A 
nao.

2. Ry Zanak’ondry Masina,

Jesosy izay isaoranay!
He, Hianao niantra anay,
Ka nentinao ny otanay.
Ny menarana resinao,
Ny fasana vinakinao,
Ka Hianao nanokatra
Ny lanitra hidiranay.

3. Ô, ry Fanahy Masina,

Izay mitarika anay
Hanetry tena sy hanaiky
Fa mpanota izahay,
Mitaona sy mananatra anay
Handray ny avotra,
Ka manamasina anay,
Mba raiso ny fisaoranay.

4. Ny voavonjy mbamin’ny

Anjely mankasitraka,
Ny tany sy ny lanitra
Mikambana hanandratra
Anao, ry Ray sy Zanaka,
Anao, Fanahy Masina,
Izay maneho famonjena
Feno fitiavana.

 

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.