470 – Ny foko, ry Mpamonjy

{key: G}

 
1. Ny  
G 
foko, ry Mpamonjy,
 
Man
C 
getaheta 
 
A
G 
nao,
 
Ma
D 
niry 
 
lalan
G 
dava
 
Hi
A7 
kambana 
 
ami
D 
nao.
 
Fiv : Tsy  
G 
afaka ao am-poko
 
Ny  
D7 
faniriana 
 
A
G 
nao 
 
;
 
O
C 
neno, re, ny fo
G 
ko
 
Ho l
D7 
apa
G 
nao!

469 – Jeso ô, Mpitia anay

{key: D capot 1}

 
1.  
D 
Jeso ô, Mpitia anay !
G 
Maminay ny teni
D 
nao,
D 
Osa ny fanahinay,
G 
Fa 
 
ma
D 
hery 
 
 
A 
Hia
D 
nao 
 
:
 
Fiv :  
D 
Mamy, ry Je
G 
so 
 
!
D 
Mamy, ry J
A 
eso 
 
!
D 
Mamy, ry  
G 
Jeso 
 
!
 
Ny  
D 
fitia
A 
van
D 
ao.

452 – Tompo ô! Ovay ny foko

{key:F}

 
1.  
F 
Tompo ô! Ovay ny foko
C 
Mba ho mora anarina
F 
Toy ny an’ny zazakely
C 
Tsotra sady marina,
Bb 
Tsy mialona,  
F 
tsy 
 
maditra,
Bb 
Fa manao ny sitra
C 
kao.
C7 
F 
Tsy mialona, tsy maditra,
C 
Fa manao ny sitra
F 
kao.

451 – Tompo ô! Tsy takatry ny saiko

{key: G}

 
1.  
G 
Tompo ô! Tsy takatry ny  
A 
saiko
D 
Ny fitiavanao tsy noha
G 
jaiko
G 
Kanjo io no hany ante
A 
naiko
D 
Mba hamonjy ahy ‘
G 
zao
C 
G 
(hamonjy ‘zao)

Fiv : (Feo 1)

Tompo ô voababonao
Zanak’Andriamanitra
Mamy re!
‘Zany fitiavanao ry Jeso ô!
(Feo 2)
G 
Tompo ô dia resinao ny  
Am 
foko ‘lay nanda
A7 
Voababonao tokoa to
D7 
koa
G 
Ka nasandratrao ho zanak'
Am 
Andriamanitra
A7 
Ho tarihinao an-dani
D7 
tra.
E7 
Mamy dia mamy re tsa
Am 
roan’ny aiko ‘zao
G 
Izany 
 
fiti
D7 
avanao ry  
C 
Je
Cm 
so 
 
 
G 
ô!

449 – ‘Njay reko Tompo ô!

{key:D capot 1}

 
‘Njay  
D 
reko 
 
 
A 
Tompo 
 
 
D 
ô!
 
‘Njay  
A 
re ny feo
D 
nao
 
Mi
D 
antso ahy Hianao
 
han
A 
kany 
 
Kalva
D 
ry;

{soc}

D 
Tompo 
 
lehi
G 
be!
 
D 
Raiso aho  
A 
e;
 
D 
Mba sasao ny ranao  
Bm 
soa
 
D 
I
A 
zay tao Kalva
D 
ry.
{eoc}

447 – Hianao ry Kristy Tompo

{key:D capot 2}

 
1.  
D 
Hia
Bm 
nao ry  
D 
Kristy 
 
Tompo,
D 
No 
 
hasini
E 
ko 
 
i
A 
zao,
D 
Avy 
 
 
Bm 
aho fa  
D 
mpanompo,
D 
Hiankohoka 
 
 
A 
Ami
D 
nao,
A 
Raiso re ny dera,  
D 
saotra
A 
Tena mendrika  
E 
ho 
 
A
A 
nao;
D 
He! Ny  
Bm 
foko faly  
D 
loatra,
D 
Faly mba ha
A 
naja 
 
A
D 
nao.

441 – Raiso aho, Tompo ô

{key:G capot 1}

 
1.  
G 
Raiso 
 
 
Em 
aho, 
 
 
D 
Tompo 
 
 
G 
ô!
Am 
Fa te  
G 
ho 
 
mpa
C 
nompo
D 
nao;
Am 
Raiso 
 
 
G 
koa ny  
D 
andro
Em 
ko,
C 
Ka 
 
ana
G 
rano 
 
 
D 
fo 
 
 
G 
izao.

439 – Mba taomy aho e

{key: G}

 
1.  
G 
Mba 
 
 
C 
tao
G 
my 
 
 
Am 
aho 
 
e,
D 
Ry Tompo  
G 
ô 
 
!
G 
Ho 
 
 
C 
ton
G 
ga 
 
 
Am 
zanakao
D 
Madio 
 
am-
G 
po.
D 
Mba taomy aho e,
G 
Ho tia A
Am 
nao 
 
to
G 
koa 
 
!
G 
Ny 
 
 
Am 
fo 
 
 
G 
a
Am 
tolotro
G 
Mba 
 
 
D 
raiso
G 
nao.

437 – Ry Jeso Kristy Tompo

{key: C capot 5}

 
1. Ry  
C 
Jeso Kristy Tompo,
 
O! Ampio ny  
Am 
o
G 
lo
C 
nao!
C 
Ampia
Dm 
na
G 
ro 
 
 
C 
mba 
 
ha
G 
nompo
G 
Sy hanao  
Am 
ny 
 
si
D 
tra
G 
kao;
G 
Ma
C 
lemy 
 
 
F 
aho 
 
 
C 
re,
C 
Ka 
 
o
G 
meo ny  
D 
heri
G 
nao,
G 
Tsy 
 
hi
Am 
vily, 
 
 
C7 
tsy 
 
ha
F 
nia,
F 
Fa 
 
ha
C 
na
F 
ra-
G 
dia 
 
A
C 
nao.
 
Fiv : O! vonjeo,  
G 
O! 
 
vonjeo,
 
O! vonjeo,  
C 
O! 
 
vonjeo,
C 
Ka 
 
ta
F 
nta
C 
no 
 
 
Am 
sy 
 
 
G 
je
C 
reo;
 
Aza afoy  
G 
Aza afoy izahay,  
C 
izahay
 
Fa  
C 
Hianao 
 
 
F 
no 
 
A
G 
vo
C 
tray.

417 – Nandao Anao ela aho

{key:D capot 3}

4/4

 
1.
D 
Nandao Anao ela  
G 
aho, Raiko  
Em 
ô!
A 
Izao dia te-
A7 
hody 
 
a
D 
ho;
D 
Maniry hiankina  
G 
an-tratra
Em 
nao,
A 
Izao dia te-
A7 
hody 
 
a
D 
ho.

{soc}

D 
Inty tamy aho,
G 
Raiko malala ô,
A 
Raiso ny  
A7 
tana
D 
ko.
D 
Inty tamy aho,
G 
Raiko malala  
Em 
ô,
A 
Raiso ny  
A7 
tana
D 
ko.
{eoc}