Une pensée sur “Fihirana accompagnement”

  1. Tompoko,
    Misaotra betsaka anao amin’ny hanaovana ny tiona accords toy ireo fa tena tsy misy hafa tsy anao no fantatro manao an’io.
    Vao hanomboka hitendry gitara any am piangonana aho ka sahirana b am Tiona fa zatra accords!
    Merci e!
    Izany hoe tena tsy manana chance aho fa ny hira ho hatao am alahady 19 avril zao dia tena tsy ao !!! FF13,FF52,FF41,fihirana 479
    Mbola ho hapetrakao angamba!!
    Mirary soa
    Jojo

Les commentaires sont fermés.