077 – Tonga indray re ny Noely

{key: G}

 
1. Tonga i
G 
ndray re ny Noely,
 
Andro  
Am 
tsara 
 
 
G 
sady 
 
 
D 
soa,
 
Jeso  
G 
Tompon’ny 
 
Anjely,
D 
Nefa 
 
 
G 
nietry 
 
 
D 
tena 
 
 
G 
koa.
 
Indro  
G 
tonga 
 
Zaza
D 
kely
 
Ho sa
G 
kaiza
A 
nay 
 
to
D 
koa,
 
Sy ha
G 
mory ‘zay mi
C 
ely
 
Hody  
G 
amin-
D 
dRainy 
 
 
G 
koa.

039 – Faingàna, ry Mpanjaka!

{key: E 4/4}

 
1. Fain
E 
gàna, ry Mpanjaka!
 
Ha
F#m 
ndray ny lova
B 
nao;
 
Fain
E 
gàna re mba haka
 
Ny  
F# 
tany ho A
B 
nao;
 
A
E 
via 
 
hampi
A 
fa
E 
ly
 
Ny  
E 
malahelo 
 
 
B 
fo;
 
A
E 
faho ny mijaly
 
Sy  
A 
azon'
B 
ny 
 
man
E 
jo.

024 – Ny lanitra ao ambony ao


{key: G}
 
1.  
G 
Ny 
 
lani
G 
tra ao  
C 
a
G 
mbo
D 
ny 
 
 
G 
ao,
 
:,:  
G 
An
Am 
dria
Em 
mani
D 
tra ô! :,:
 
An
G 
dri
Em 
a
Am 
ma
A 
ni
D 
tra 
 
ô!
G 
Izay 
 
re
Em 
hetra 
 
 
C 
vi
G 
ta
D 
nao
 
Dia  
G 
mahagaga 
 
a
C 
nay
 
Dia  
G 
mahagaga 
 
a
D 
nay
 
Dia  
G 
maha
D 
gaga 
 
a
G 
nay.

012 – Jehovah ô, derainay Hianao!(zafindraony)

{key: C}

 
1. Jehovah  
C 
ô, 
 
de
F 
rainay 
 
Hia
C 
nao!
 
Ankala
C 
zainay 
 
 
F 
ny 
 
Anara
G 
nao!
 
:,:Izao re
C 
hetra 
 
i
F 
zao manaja A
C 
nao,
 
Fa Rainay  
F 
ho 
 
man
G 
draki
C 
zay
 
Fa Rainay  
F 
ho 
 
man
G 
draki
C 
zay
G 
C 
 
Jehovah  
G 
F 
ô, 
 
de
G 
rainay 
 
Hia
C 
nao!
 
Ankala…  
G 
Ankala
F 
zainay 
 
 
G 
ny 
 
Anara
C 
nao!
 
Izao rehe…  
G 
Izao 
 
re
F 
hetra 
 
i
G 
zao manaja A
C 
nao, (Jehovah ô)
 
Fa Rainay  
F 
ho 
 
man
G 
draki
C 
zay (Fa Rainay ho)
 
Fa Rainay  
F 
ho 
 
man
G 
draki
C 
zay

006 – Avia, miondreha

 
1. A
D 
via, 
 
mion
G 
dreha,
 
Ry  
D 
vazan-tany 
 
 
A 
ô!
 
Fa  
D 
lehibe 
 
Je
G 
hovah,
 
Sy  
D 
ma
Bm 
si
Em 
na 
 
 
A 
to
D 
koa;
 
Mi
A 
ankohofa 
 
 
E 
tsara,
 
Ma
E7 
natona Azy ‘
A 
zao
 
Ha
D 
neho 
 
fana
G 
jana
 
I
D 
Lay 
 
Mpa
A 
nao 
 
a
D 
nao.

2. Andriananahary,

Manaiky izahay
Fa Aminao ny hery
Tsy hay toherina.
Tsy misy maharara
Ny tianao hatao,
Fa Hianao Mpitondra
Izao rehetra izao.

3. Re any lavitra any

Izao ny herinao,
Ka isam-bazan-tany
Hiondrika Aminao;
Mpanjaka sy Mpitsara
Mahery Hianao;
Miadana ny tany
Miankina aminao.
{tag: chord fihirana}

004 – Mamy ny fitianao


{key:G 3/4}

 
1.  
G 
Mamy 
 
 
Em 
ny 
 
fi
Am 
tia
G 
nao,
G 
Ry 
 
Je
Am 
hovah 
 
 
D 
Tompo
G 
nay!
G 
Foi
Em 
nao ny  
Am 
Zana
G 
kao,
G 
Ho 
 
Mpa
Am 
navo
D 
tra 
 
a
G 
nay.
D 
Tsy mba  
Am 
misy 
 
 
Am/C 
toki
D 
nay
G 
Afa
G/B 
tsy ny  
G 
Za
D 
na
G 
kao.
C 
Ka 
 
 
G 
mi
C 
sao
G 
tra 
 
 
Am 
Anao 
 
i
G 
za
D 
hay
G 
Noho 
 
 
Am 
ny 
 
fi
D 
tia
G 
nao.

2. Mamy ny fitianao,

Mahafaly fo tokoa;
Izahay avelanao
Mba hibebaka avokoa.
Lasa lavitra izahay,
Nefa notadiavinao;
Efa ratsy izahay,
Nefa tsy nafoinao.

3. Mamy ny fitianao,

Izay andraisanao anay
Honina ao an-dapanao
Raha ho faty izahay
Noho ny ratsy izay natao,
Loza no anjaranay,
Nefa namboaranao
Paradisa izahay.

4. Mamy re, ry Tomponay!

Izao fitianao izao,
Ka indreto izahay
Avy mba hisaotra Anao.
Raiso re izao saotra izao,
Fa fanati-tsitrapo;
Tsy mba mendrika ho Anao,
Nefa vokatry ny fo.
{tag: chord fihirana}

998 – FF13 – Mihirà fihiram-baovao

{key:G}

G 
Mihirà 
 
fihi
D 
ram-bao
G 
vao
 
Ho  
C 
an’i 
 
Je
Am 
hovah, ry  
D 
tany
D 
Mihirà 
 
fihi
G 
rana
 
Ho  
A 
an’i 
 
Jeho
D 
vah
D 
Dia ambarao  
D7 
Dia 
 
ambarao
 
amin'
G 
ny 
 
amin'
Am 
ny 
 
amin'
G/B 
ny 
 
jenti
C 
lisa
D 
Ny 
 
Voninahi
G 
ny.
 
Mihi
G 
rà 
 
fihi
D 
rana
 
Fihi
Em 
ram-bao
Bm 
vao
C 
Mihirà 
 
fihi
D 
rana 
 
 
Bm 
Mihirà 
 
fihi
Em 
rana
 
Ho  
Am 
an’ i Jehovah, Ho  
G 
an’ i Jehovah, ry  
D 
Ta
G 
ny
 
Dia amba
C/G 
rao
G 
amba
Cm 
rao
G 
amin'
F#dim 
ny 
 
Jentilisa
 
Ny  
Fdim 
Voni
Em 
nahi
D 
ny
 
Amba
G 
rao amin’ny Jen
D 
tilisa
 
Fa Je
Bm 
hovah Fa Je
Em 
hovah Fa Je
G 
hovah no  
Am 
mendrika.
G/B 
Izy no  
C 
mendrika 
 
 
D 
ny 
 
Fidera
G 
na

{tag: chord fihirana}

998 – FF47 – Fiadanana

{key: G capot 1}

 
1.  
G 
Ianao ‘zay mitady ny fiadanan-tsoa
 
Amin’izao fiainana i
D 
zao
 
Ka  
D 
mandeha mankatsy, ary sy aroa
 
Mikorana ary koa mila
G 
lao
 
Ka
G 
nefa tsy mahita izay mahasoa
 
Fa vizana foana ny  
C 
nofo
 
In
C 
ty misy Fiainana a
G 
toroko 
 
a
Em 
nao
 
An
C 
dramo dia  
D 
hohita
G 
nao
 
Fiv :  
G 
Jesosy, 
 
Jesosy,
(Jesosy Tompo sy Mpamonjy tia)
 
No Fiainana atoroko A
D 
nao 
 
(Jeso)
 
Je
D 
sosy, 
 
Jesosy,
(Jesosy Tompo sy Mpamonjy tia)
 
No hany hampiadana a
G 
nao
Koa raiso Jesosy ho Tompo Mpamonjy
 
Hanapaka ny fiaina
C 
nao
C 
Dia hohitanao’Lay Fia
G 
dana
Em 
na
 
Ha
C 
haritra ho  
D 
mandraki
G 
zay

998 – FF39 – Faniriako

{key: D}

 
1.  
D 
Ray o! mba fani
D 
riako,
Raha toa ka sitrakao
 
Ny handova lani
G 
tra
 
Dieny ety an-
A 
tany
 
Ka
D 
nefa tsy izaho irery
 
F’ireo izay mino A
G 
nao
 
Hiaraka ami
A 
ko
 
Hatrany ha
D 
trany.
 
Fiv : En
Bm 
drey ny fiaina
G 
nay 
 
anilan-
A 
dRay
 
Ny Tompo iray, Fanahy i
D 
ray
 
I
Bm 
raisana 
 
avo
G 
koa ‘reo asa  
E 
soa
 
Iray ny fo, iray ny  
A 
loha
A7 
 
Ray  
D 
o! nahoana moa e!
 
Raha a
G 
tomboka 
 
a
D 
nio?

998 – FF35 – Ry Tomponay ô avia

{key: D}

 
1.  
D 
Ry 
 
Mpamon
A 
ji
Bm 
ko 
 
 
G 
Ray 
 
Ma
A 
lala
D 
ko ou ou  
D7 
ou
G 
Mifo
A 
na 
 
Ami
F#m 
nao ty zana
Bm 
kao 
 
 
E7 
mitalaho Tompo  
A 
ô
 
(Fa)  
D 
diso 
 
ta
A 
mi
Bm 
nao (izahay)  
G 
ka 
 
man
A 
gata
D 
ka ou ou  
D7 
ou
G 
Fame
A 
lana sy  
F#m 
famindram
Bm 
po avy  
G 
Ami
A 
nao Ray  
D 
ô 
 
!
 
Fiv : Ry Tompo
D 
nay ô a
F#m 
via omeo A
G 
nay izao a
Em 
nio 
 
(izao)
 
Ny fo ma
A 
dio sy Masina Anana
D 
nao
 
Dia tsy ho  
D 
very na  
D7 
hoe mbola ho  
G 
diso ihany in
Em 
dray
 
Ny tena  
A 
sy Fanahy izay anana
D 
nay