358 – He! Ry namako mahantra

key : G

 
1. He! Ry  
G 
namako 
 
mahantra,
 
Indro  
D 
Jeso Tompo  
G 
tia,
 
Ilay Mpa
C 
monjy feno  
D 
antra,
 
No mi
A 
tady ny ma
D 
nia,
 
Olom-
G 
bery tsy mba foiny,
 
Ka na diso aza  
D 
re,
 
:,: Mbola  
G 
tiany sy an
C 
tsoiny
 
Hanam-
G 
pifa
D 
liam-
G 
be.:,:
 
:,: Mbola  
G 
tiany sy an
C 
tsoiny
 
Hanam-
G 
pifal
D 
iam-
G 
be.:,:

2. He! Fa tsy mba misy fetra

Ny homena lova soa
Fa ny olona rehetra
Samy tiany avokoa;
Nefa izay be hataka andro
Dia hanenina tokoa;
:,: Misy fetra ny fotoana
Azo amindrana fo.:,:

3. Manatòna ankehitriny,

Ry mpanota ory fo!
Mba hesoriny ny tsiny
Ka hadio indray ny fo;
Fa ny ota hosasany
Dia ho afaka avokoa,
:,: Izany re no fikasany
ka tsy maintsy to tokoa.:,:

4. Fa izay mandà ny teny

Sy maditra, mafy fo,
Hampangain’ny teny reny
Fa tsy nety nankatò;
Jeso Tompo no hitsara
Sy hamaly ny natao,
:,: Nefa kosa ny anjara
Dia miankina aminao.:,:

233 – O! Ray Malala, asehoy

Key : D capot 3

 
1.  
D 
O! 
 
 
G 
Ray Malala,  
Em 
ase
D 
hoy
G 
Ny 
 
 
C 
ha
G 
so
C 
a
D 
va
G 
nao;
D 
Sa
G 
sao ho afa-
Em 
kelo
D 
ka
G 
Iza
C 
hay 
 
 
Em 
ho 
 
 
G 
za
D 
na
G 
kao:
 
Fiv : Ho  
G 
mafy ny  
C 
fieza
D 
kay
 
Han
G 
dia ny la
C 
la
D 
nao,
D 
Tsy 
 
 
G 
hisy 
 
hija
Em 
nona
D 
nay,
G 
Raha 
 
 
C 
tsy 
 
 
Em 
an-
G 
tra
D 
no
G 
nao.

2. O! Ray Malala, mba henoy

Ny feonay zanakao;
Tantano ao an-dalana
Hankany aminao:
Ho mafy, sns…

3. O! Ray Malala, hitanao

Ny hasambaranay;
Ny avotr’ain’ny Zanakao
No itokianay:
Ho mafy, sns…

096 – Ilay havoana natao hoe: Kalvary

key: D capot 1

 
1.  
D 
Ilay 
 
havoana
 
Na
A 
tao hoe: Kalva
D 
ry
 
No  
D 
tany 
 
namonoana
 
Ny  
A 
Tompo 
 
Jeso
D 
sy;
 
Fiv :  
D 
O! tsarovy  
G 
re!
D 
Maty ory  
A 
tao
D 
Jeso Tompo lehi
D 
be
 
Ha
A 
navotra 
 
a
D 
nao.

2. Jereo ny Tomponao,

Tazanonao iry,
Ka andrandrao ny masonao,
Fa io no Kalvary:
O! tsarovy re! sns…

3. Hevero Kalvary,

Fa tao ny Tomponao;
Tsarovinao ny nentiny
Mba hamonjena anao:
O! tsarovy re! sns…

4. Tsinjovy Kalvary.

Fa Jeso Tomponao
Nijaly tany raha tety.
Ka maty Izy tao.
O! tsarovy re! sns…

009 – Ry Tompo Zanaharinay! =spontané offrande

 

 

key: G capot 1

 
G 
Ry Tompon’ny  
C 
ha
G 
re
D 
na 
 
 
G 
ô,
G 
Fanatitra 
 
an-
C 
tsi
G 
tra
D 
po
Em 
Atolotray 
 
 
C 
Anao 
 
i
Em 
zao 
 
;
Bm 
Mba 
 
 
Em 
rai
Am 
so 
 
 
G 
ka 
 
ta
D 
hio
G 
nao.
C 
Ame
G 
na.

1. Ry Tompo Zanaharinay!

Manati-tsaotra izahay,
Fa efa novelominao,
Ka tratr’izao maraina izao.

2. Ny aizina efa lasa izao,

Mazava no naposakao;
Levony koa ny otanay,
Ka hazavao ny hevitray.

3. Ny asanay hatao anio

Atrehonao ka mba tahio,
Hatao ho voninahitrao,
Handraisanay ny antranao

4. Derainay Hianao, ry Ray!

Derainay Jeso Tomponay,
Derainay ny Fanahy koa,
Derainay fa Mpanisy soa.

768 – Endrey! Endrey! Tompo ô!

4/4

 
1.  
F 
Endrey! Endrey!  
Gm7 
Tompo 
 
 
C 
ô!
Bb 
He! Ny  
F 
haso
Gm7 
ava
C 
nao,
F 
Fa tsy  
Dm 
tapa
Gm 
ka 
 
ha
C 
trany
 
I
F 
zany 
 
 
Dm 
fita
Gm7 
hia
C 
nao,
F7 
Nota
F7 
ntana
Bb 
nao, 
 
ry
Bdim 
Tompo
 
l
C 
tony 
 
 
C7 
ondri
C 
keli
F 
nao.

2. Endrey! Endrey! Tompo ô!

He ny fitiavanao:
Efa elabe tokoa
No mba niheveranao
Izany zaza malagasy
Izay irinao mba ho soa.

3. Anio zahay, Tompo ô!

Mankasitraka Anao
Fa ny sandrinao, mahery
No niaro toy izao
Tratranay mandrakariva
Ny androm-pahasoavanao!

4. Tahio tokoa, Jeso ô!

Madagasikaranay
Mba handroso ka ho tonga
Madagasikaranao,
Izany re no faniriana:
Ho tanteraka anie!

741 – Jehovah Tompo ô!

 
1.  
G 
Jeho
Am 
vah 
 
 
D 
Tompo 
 
ô!
G 
Tahio
Am 
si 
 
 
G 
ha
D 
tsa
Em 
rao
Am 
Ny 
 
 
G 
ta
D 
ni
G 
nay,
G 
Tahio ny namanay
Am 
Ho tia ny teninao,
G 
Di
Am 
a 
 
 
D 
mba 
 
 
G 
ha
C 
za
G 
vao
C 
Ny 
 
 
G 
no
D 
si
G 
nay.

2. Ovay ny fombanay,

Ho foin’ny taninay
Ny sampiny;
Omeo fo marina
Izao rehetra izao,
Ka dia mba iantrao
Ny nosinay.

3. Jehovah Tompo ô!

Tahio ho olonao
Ny zanakay;
Tahio ho zanakao,
Tahio ho marina,
Ka dia ho taninao
Ny nosinay.

4. Izay mpitondra anay

Tahio ho tia Anao,
Jehovah ô!
Omeo sai-marina
Hanao ny sitrakao,
Ka ampanompoy Anao
Ny nosinay.

639 – Ry miaramila! Mandrosoa izao

{Capo: 3}

 
1.  
F 
Ry 
 
miara
Bb 
mi
C 
la! 
 
 
C 
Mandrosoa 
 
i
F 
zao,
F 
Kristy 
 
Kapi
E7 
teny 
 
 
G 
mialoha 
 
a
C 
nao;
C 
Ao aloha  
F 
tafika, 
 
 
F 
loza, ratra  
Bb 
be,
Bb 
Fitsaha
F 
ra
Bb 
na tsy misy,  
F 
Bb 
misiki
F 
na 
 
 
C 
re.
 
Fiv :  
F 
Ry miaramila!  
C 
Mandrosoa 
 
i
F 
zao
F 
Kristy Kapiteny  
Bb 
mia
C 
loha 
 
a
F 
nao.

2. Any lehy ratsy no manotrika,

Any ny tsipika no milatsaka;
Tano ny finoana ho ampinganao
Entonao ho fandresena Izao
rehetra izao:
Ry miaramila! sns…

3. Aza miamboho na miherika,

Ao an-tratranao ny fiarovana;
Aza mba matahotra, fa sahia
fandrao
Raha tsy mandresy, dia ho resy hianao;
Ry miaramila! sns…

4. Dia mandrosoa hianao izao

Ka miraisa dia aminay ho ao
Milofosa fatratra, aza ketraka,
« Miadia ny ady tsaran’ny
Finoana »
Ry miaramila! sns…

5. Kristy Kapiteny tapitra ohatra,

Izy no mpiaro ny mpanafika;
Miankina aminy mafy hianao,
Ka aza mba ny tenanao no
itokianao:
Ry miaramila! sns…

627 – Vimbino tsara izahay

 
1.  
G 
Vimbino tsara  
C 
iza
G 
hay,
 
Ry  
A7 
Jeso Kristy  
D 
Tomponay!
G 
Mba tsy ho diso  
C 
lala
G 
na
 
A
D5 
ty ambony  
G 
ra
Em 
no 
 
 
D 
be,
 
;,;
G 
Ka na ma
Am 
nonja 
 
 
D 
aza 
 
 
G 
re
 
Ny  
Bm 
rian-
Em 
drano
A 
masi
D 
na,
 
Ta
G 
zony mafy  
C 
iza
Am 
hay
 
Mba  
G 
tsy ho rendri
D 
ka 
 
a
G 
ty.:,:
 
;Ka  
D 
na manonja  
G 
aza 
 
re
 
Ny  
D 
rian-drano
G 
masina,
 
Ta
G 
zony mafy  
C 
iza
Am 
hay
 
Mba  
D 
tsy ho rendrika a
G 
ty.

2. Dia mitsangàna, ka avia,

Ry Jesosy, Mpamonjy tia!
Jereo ny fahorianay;
Anaronao ny rivotra
;,;Izay mampanonja toy izao
Ny alon-dranomasina,
Izay manafotra anay
Aty am-pandehananay.:,:

3. Fa Hianao no aronay,

Ka dia sahy izahay
Hamaky sy hanohitra
Ny onjan-drano betsaka;
;,;Ka aoka tsy ho fefika
Aty an-dranomasina,
Fa mba ho tonga aminao
Ny sambonay, ry Tompo ô;,;

623 – Mba omeo ahy

{key: D capot 1}

{c:Clé MIb : RE capot 1}

 
1.  
D 
Mba omeo  
Ddim 
a
D 
hy
D 
Fo madio koko
A 
a
D 
Afaka 
 
ahi
Ddim 
a
D 
hy
Bm7 
Ho 
 
 
E7 
Anao 
 
toko
A 
a.
 
I
A7 
zaho dia ma
D 
laina,
G 
0! mba hafanao  
D 
re
D 
Mba hikely  
G 
aina
D 
Ha
A7 
hefako 
 
 
D 
be.

2. Mbola manangoly

Ny fakampanahy;
Ao koa ny devoly
Ta-hamotraka ahy;
Tompo ô! Ampio
Ny mpanomponao izao,
Ary mba tafio
Herim-po vaovao.

3. Atolory ahy

Zotom-po sy hery,
Fahendrern-panahy,
Fo mahay mietry.
Ampianaro aho
Mba hanolo-tena,
Ka mba hatanjaho
Ny finoako.

4. Dia hamasino

Ny saiko, ry Tompo!
Ka omeo fo mino,
Fo mahay manompo,
Fo mahay mihafy,
Fo miravoravo,
Na dia voa mafy,
Fo toy ny Anao.

506 – Tsy misy miadana ka afa-po

 
1.  
D 
Tsy misy mia
Em 
dana ka  
A 
afa-
D 
po
 
Izay  
Bm 
monina 
 
e
E 
to 
 
an-
A 
tany;
 
Fa  
D 
izay tia sy  
G 
mino 
 
ny
Em 
Tompo 
 
Je
A 
so
 
No ha
D 
hazo ny  
G 
soa 
 
 
A 
tsy Ho  
D 
lany.
 
Fiv : Mba  
A 
irio, mba  
D 
irio
 
Ny ha
G 
nanana 
 
 
A 
an’i 
 
Je
D 
so.

2. Raha misy mahory mahazo ety

Jeso no hanala izany;
Tsarovy ny avotra tao
Kalvary,
Fa nalatsany tany ny rany
Mba irio, Mba irio,
sns…

3. Izao maniry hanaraka

Anao,
Ry Tompo Mpanafaka ota!
Fa fantatro tsara hatramin’zao
Ny fitiavanao ahy mpanota.
Mba irio, Mba irio,
sns…