437 – Ry Jeso Kristy Tompo

{key: C capot 5}

 
1. Ry  
C 
Jeso Kristy Tompo,
 
O! Ampio ny  
Am 
o
G 
lo
C 
nao!
C 
Ampia
Dm 
na
G 
ro 
 
 
C 
mba 
 
ha
G 
nompo
G 
Sy hanao  
Am 
ny 
 
si
D 
tra
G 
kao;
G 
Ma
C 
lemy 
 
 
F 
aho 
 
 
C 
re,
C 
Ka 
 
o
G 
meo ny  
D 
heri
G 
nao,
G 
Tsy 
 
hi
Am 
vily, 
 
 
C7 
tsy 
 
ha
F 
nia,
F 
Fa 
 
ha
C 
na
F 
ra-
G 
dia 
 
A
C 
nao.
 
Fiv : O! vonjeo,  
G 
O! 
 
vonjeo,
 
O! vonjeo,  
C 
O! 
 
vonjeo,
C 
Ka 
 
ta
F 
nta
C 
no 
 
 
Am 
sy 
 
 
G 
je
C 
reo;
 
Aza afoy  
G 
Aza afoy izahay,  
C 
izahay
 
Fa  
C 
Hianao 
 
 
F 
no 
 
A
G 
vo
C 
tray.

417 – Nandao Anao ela aho

{key:D capot 3}

4/4

 
1.
D 
Nandao Anao ela  
G 
aho, Raiko  
Em 
ô!
A 
Izao dia te-
A7 
hody 
 
a
D 
ho;
D 
Maniry hiankina  
G 
an-tratra
Em 
nao,
A 
Izao dia te-
A7 
hody 
 
a
D 
ho.

{soc}

D 
Inty tamy aho,
G 
Raiko malala ô,
A 
Raiso ny  
A7 
tana
D 
ko.
D 
Inty tamy aho,
G 
Raiko malala  
Em 
ô,
A 
Raiso ny  
A7 
tana
D 
ko.
{eoc}

408 – Jehovah, Ray mahari-po

{key: A capot 1}

 
1.  
A 
Jehovah, Ray ma
D 
hari-
E7 
po
A 
,
A 
I
A 
zay tia sy ma
F#m 
min
B 
dra 
 
 
E 
fo,
E 
O, 
 
mihai
A 
noa ny hata
D 
ko;
Bm 
Mba 
 
 
E 
mamin
A 
drà fo  
D 
a
E 
mi
A 
ko.

392 – O mba raiso izao, misy lovanao ao

{key: A capot 1}

 
1.  
A 
O, mba raiso izao,
D 
Misy lovanao ao,
 
Indro!  
E 
Jeso miandry a
A 
nao!
A 
Fa ny helokao be
D 
Dia navelany e,
 
Ka fi
E 
ainana omeny a
A 
nao;
 
No
E 
vidiny 
 
hianao,
 
Ka e
A 
keo 
 
hatrizao
E 
Izay omen’i Jesosy a
A 
nao.
A 
O, mba raiso izao,
D 
Misy lovanao ao,
 
Indro!  
E 
Jeso miandry a
A 
nao!

381 – He ny fiantsoana

{key: F}

 
1.  
F 
He, ny fiantsoa
Bb 
na
Gm 
C 
Feno 
 
fitiava
F 
na,
 
Teny  
Bb 
ma
Gm 
sina sy  
F 
to,
Dm 
Ho 
 
a
G 
nao, 
 
 
C 
ry ory  
F 
fo.

357 – Efa tonga aty izao

 
2.
G 
Io no Filazan
D7 
tsara 
 
soa,
D7 
Teny 
 
fiaina
G 
na 
 
:
G 
Teny mamy in
D7 
drindra 
 
koa,
D7 
Teny 
 
fiaina
G 
na.
G 
Raisonao ny  
F# 
te
G 
ny,
G 
Teny soa no
F# 
me
G 
ny 
 
:

{soc}

D7 
Tenin’ny 
 
Ray,
G 
Tsara 
 
tokoa,
D7 
Teny 
 
fiaina
G 
na. 
 
 
G7 
D7 
Tenin’ny 
 
Ray,
G 
Tsara 
 
tokoa,
D7 
Teny 
 
fiaina
G 
na.
{eoc}

307 – lza no hanompo an’i Jeso soa?

{key: A}

 
1.  
A 
lza no hanompo  
E 
an’i Jeso soa?
E 
lza no hanaiky,  
A 
mba ho Azy moa?
A 
He ny hatsarany!  
D 
He ny antra be!
A 
Izy ta hamonjy  
D 
ka 
 
me
E 
teza 
 
 
A 
re.
 
Fiv :  
A 
Jeso Tomponay ô!  
E 
Indreto 
 
iza
A 
hay,
A 
Avy mba ha
D 
naiky, 
 
 
E 
ka mandraisa a
A 
nay.

2. Iza re no mety, iza re lazao,

Hanome ny fony mba ho Azy izao?
He, miantso mafy Jeso Tompo tia:
« Zay rehetra mety, ô! avia, avia! »
Jeso Tomponay ô! sns…

3. lza no mba sahy, sahy ao am-po

Ho miaramila fehin’i Jeso?
lza no hiady ady tsara re,
Fa ny fahavalo dia marobe?
Jeso Tamponay ô! sns…

4. lza re no homba Azy ankehitrio

Mba hamonjy ireny azon’ny manjo?
lza no hihafy sady hanome
Andro, hery, saina? Mamalia e!
Jeso Tomponay ô! sns…

5. lza no hazoto mba hiasa moa?

lza no handroso mba ho hendry koa?
lza no hanaiky, iza re? lazao!
Mba ho an’i Jeso izao anio izao:
Jeso Tompanay ô! sns…

351 – Tsy hangina re ny hoby noho hianao ry Ziana

{key: A capot 1}

1.

A 
Tsy hangina  
A 
re ny hoby  
E 
noho hianao ry  
A 
Ziona;
D 
Fa 
 
miposa
A 
ka aminao ny  
B 
fahazavana 
 
 
E 
soa;
A 
Ny 
 
fanilom-
A 
pamonjena, 
 
 
E 
indro fa to
A 
rina
D 
Hanazava 
 
 
A 
ny 
 
o
D 
lo
A 
na 
 
 
E 
to
A 
koa,

{soc}

 
Mi
A 
voaha, 
 
asan
A 
drato, ny fa
A 
neva
Bb° 
soana
Bm 
reo
 
Tse
E 
nao re ny mpan
A 
jaka fa  
B 
avy 
 
ami
E 
nao
 
Ny famon
A 
jeny sy ny  
A 
lova izay a
D 
tolony 
 
a
A 
nao
 
Satria hia
A 
nao dia  
D 
tsy 
 
 
A 
fo
E 
i
A 
ny.

{eoc}

336 – Ampodio izahay, Jehovah

{key: A}

 
1.  
A 
Ampodio 
 
iza
D 
hay, 
 
 
Bm 
Jeho
A 
vah
A 
A
Bm 
min'
D 
ny 
 
fi
E 
tia
A 
nao;
A 
Na aiza  
Bm 
na 
 
ai
A 
za 
 
 
D 
no 
 
ha
A 
leha,
A 
Ao
Bm 
ka 
 
 
A 
ho 
 
vi
D 
mbini
E 
nao:
A 
O! 
 
Ambino,:
D 
O! 
 
 
Bm 
Ambi
A 
no:
A 
Iza
F#m 
hay, 
 
 
D 
mpa
E 
nom
E7 
po
A 
nao.

332 – Finaritra ny olonao

{key: G}

 
1.Fi
G 
naritra ny  
G/B 
olonao,
 
Je
C 
sosy Tompo  
G 
ô,
 
Fa  
G 
manana ny  
G/B 
aim-baovao,
 
Ka  
D 
ravo eram-  
G 
po.
 
Ny  
C 
famonjena 
 
 
G 
vitanao
 
Dia  
D 
efa 
 
voa
C 
ray 
 
i
G 
zao,
 
Ny  
G 
fifalia
G 
ny 
 
aty
 
Hi
D 
tohy 
 
hatra
G 
ry.