998 – FF27 – ‘Lay alim-pamonjena

{c:Clé DO}

 
1. ‘Lay  
C 
alim-
Dm 
pamon
C/E 
je
C 
na 
 
(famonjena)
 
Tsa
G 
rovana eto i
C 
zao
 
Fa  
C 
Tompo 
 
 
Dm 
be 
 
ha
C/E 
re
C 
na
 
no  
G 
teraka 
 
tamin'
C 
io
 
C 
He !  
F 
Maha
C 
gaga 
 
i
G 
lay 
 
fi
C 
tia
 
Na
F 
sehon’ 
 
 
C 
Andria
G 
mani
C 
tra
 
Fiv :  
C 
He !  
G 
Ravo ny  
C 
fo
 
G 
He!mirana 
 
 
C 
koa
 
Mi
G 
faly (falifaly),  
G 
sambatra 
 
do
C 
ria
 
C 
Mi
G 
venty ny  
C 
hiran'
G 
ny 
 
lani
C 
tra
 
C 
HA
C/E 
LE
G 
LOI
C 
A 
 
!

 

2. ‘Lay alim-pamonjena (famonjena)

Tsarovana eto izao

Fa vita fanekena

Izaho sy ny Tompo soa

Ny tenako atolotro

Ny tenany ho avotro

He ! Ravo ny fo, sns…

3. ‘Lay alim-pamonjena

Tsarovana eto izao

Mpanota sesehena

Mandova fiainan-tsoa

‘Lay alim-pihavanana

Nitondra fiadanana

He ! Ravo ny fo, sns…

4. ‘Lay alim-pamonjena

Tsarovana eto izao

Nitondra fietrena

Tsy mba manam-paharoa

Fitiava-mampitovy zo

Ny miadana sy ory fo

998 – FF11 – Faly aho

{c:Clé LA}

{Capo: 2}

 
Faly  
G 
aho 
 
 
D 
raha 
 
 
Em 
hoy 
 
 
D 
izy 
 
i
G 
reo 
 
tamiko
 
“
D 
Han
G 
deha 
 
 
E 
i
Am 
sika 
 
 
D 
ho 
 
 
G 
any 
 
an-
A7 
tranon’I 
 
Je
D 
hovah,
 
B 
Hande
Em 
ha 
 
 
Am 
i
B 
sika ho  
G 
any 
 
an-
B 
tranon’I 
 
Je
E 
hovah,
 
E 
Han
Am 
deha 
 
 
Am 
i
G 
sika 
 
 
G 
ho 
 
 
D 
any 
 
an-
A 
tranon’I 
 
Jeho
D 
vah,
 
Ny  
D 
tongo
G 
tray 
 
e
D 
fa 
 
 
D 
mijo
G 
ro
 
Ao  
B 
anatin’
Em 
ny 
 
vava
B 
ha
F# 
di
B 
nao
 
B 
Ry 
 
 
Am 
Jero
D 
sa
G 
lema, 
 
 
G 
ry 
 
 
C 
Je
D 
rosale
G 
ma.
 
Dia ia
D 
nao ry Je
G 
rosalema,
 
Dia ia
D 
nao ry  
D 
Je
G 
rosalema,
 
G 
I
C 
zay 
 
 
D 
efa 
 
vi
Em 
ta 
 
taha
D/F# 
ka ny ta
G 
nàna
 
Efa vo
C 
a
G 
la
D 
mina 
 
tsa
G 
ra.
 
Dia ia
D 
nao ry Je
G 
rosalema,
 
Dia ia
D 
nao ry  
D 
Je
G 
rosalema,
 
G 
I
C 
zay 
 
 
D 
efa 
 
vi
Em 
ta 
 
taha
D/F# 
ka ny ta
G 
nàna
 
Efa vo
C 
a
G 
la
D 
mina 
 
tsa
G 
ra.
 
G 
Any no hiakaran’ny firenena,
 
G 
Ny firenen’I Jehovah,
 
G 
Any no hiakaran’ny firenena,
 
Ny fi
C 
re
G 
ne
D 
n’I 
 
Jeho
G 
vah,
 
G 
Mba hisaotra  
E 
ny 
 
 
Am 
Anarany
 
Mba hisaotra  
D 
ny 
 
A
G 
narany
 
G 
Mba 
 
hisao
C 
tra 
 
 
D 
ny 
 
A
G 
na
D 
ran
G 
’i 
 
 
A 
Je
D 
hovah.
 
G 
Mba hisaotra  
E 
ny 
 
 
Am 
Anarany
 
Mba hisaotra  
D 
ny 
 
A
G 
narany
 
G 
Mba 
 
hisao
C 
tra 
 
 
D 
ny 
 
Ana
D 
ran’i 
 
 
C 
Je
G 
D 
ho
G 
vah.”

998 – FF01 – Mitsangana ianao ry mino

{c:Clé LAb}

{Capo: 3}

 
1.  
F 
Mitsangàna ianao ry mino
 
Bb 
Fa ilain’ ny tani
F 
nao
 
C 
Ny finoanao  
F 
ifikiro
 
G 
Mivonòna 
 
ia
C 
nao
 
F 
Ny ady anatrehanao tsy mora
 
Bb 
Tena sarotra to
Gm 
koa
 
Bb 
Nefa toy ‘ lay  
F 
tao 
 
Edoma
 
C 
‘Lay mahery momba a
F 
nao.
 
Fiv :  
F 
Mbola ho avy ny maraina

(‘lay maraina)

 
Bb 
‘Zay mitondra hery  
F 
vao
 
C 
Ry 
 
mpiambi
F 
na 
 
miarena
 
G 
Ka ingao ny zovi
C 
nao
 
F 
Ambarao fa ny aizina
 
Bb 
Indro efa lasa  
Gm 
re
 
Bb 
Efa tonga  
F 
ny 
 
maraina
 
C 
Hisy hazavana  
F 
be.

2. Raha sendra ady mafy

Mila handreraka ny fo

Dia tsarovy fa mihafy

Vao hahita ny soa

Raha tafita ianao

Hisy hazavana be

Ny aizin-kitroka ho lao

Tapi-dàlana haleha.

Mbola ho avy ny maraina sns…

3. Fahafahana doria

Tsisy tambiny aminao

No omen’ ny Tompo tia

Raha tahiana ianao

Ho fanilo mandramaty

Ho mpitantana ny dia

‘Lay finoana ao anaty

Homba anao doria doria.

Mbola ho avy ny maraina sns…

998 – FF20 – Jesoa Fitiavana

{key: C}

 
C 
Efa trotraky ny adin-tsaina
 
Vao  
C 
mba mahatsiaro anao ry  
G 
Tompo
 
Mena
G 
tra aho tsy sahy mita
Edim 
rai
F 
na
 
Ry Je
G 
soa 
 
Fitiava
C 
na
 
Kanjo  
C 
tambitamby, 
 
safosafo
 
No na
C 
setrinao ny ditra
F 
ko
 
Eny  
F 
tsapa
Fm7 
ko fa novi
C 
diana 
 
 
G 
lafo
 
Tamin’  
C 
ny Ranao ny  
G 
tena
C 
ko
 
Je
C 
soa Malalako! tafio ny heri
G 
nao
 
Ha
G 
haizako mandresy ny fakam-pana
C 
hy
 
He,  
C 
tsinontsinona izao tontolo i
F 
zao
 
Ebdim 
Fa fanimbana tena, saina sy fa
G 
nahy
 
Ho  
C 
reharehako ilay tanamboko
G 
voko
 
Hih
G 
amina eo anilanao anie ny  
C 
foko
 
Fa  
C 
eo anilanao tsy misy ny to
F 
loko
 
G 
Eo no mahatsara ahy, Je
C 
soa

998 – FF52 – Avia! Torio Kristy

 
G 
C 
D 
G 
 
Fiv : Ry ta
C 
nora 
 
 
A 
ô! 
 
A
Dm 
via
 
Mitsan
G 
gàna, 
 
mito
C 
ria;
 
Amba
C 
rao ‘lay  
A 
famon
Dm 
jena
 
Ka sahia, avia, a
G 
via
 
Torio  
C 
Kristy.
 
1. Fa vory  
G 
amintsika 
 
i
C 
zao ny hery
 
Ka mendri
G 
ka 
 
hanaovan-
C 
tsoa
 
Meteza  
G 
ka ampio ‘reo  
C 
mbola 
 
very
 
Ho mpino  
D 
toa antsika  
G 
koa.

Ry tanora ô! Avia sns…

2. Anio no miandry antsika ny tontolo

Hitondra hazavana soa

Isika izay voataiza sy voakolo

No indro irahin’I Jesoa.

Ry tanora ô! Avia sns…

3. Ny herin’ny Fanahy no momba antsika

Hahatomombana ny dia

Andeha amin’ny endrika sariaka

No hitoriana an’I Kristy.

Ry tanora ô! Avia sns…

998 – FF48 – Andriamanitra, Fitiavana Ianao

 

 

{c:Clé RE}

 
1.  
D 
Andriamanitra, 
 
Fi
A 
tiavana 
 
Ia
D 
nao
 
A 
 
Bm 
C#m 
 
Ka mi
D 
hevitra ny  
G 
momba anay e
D 
ty
 
A 
Bm 
C#m 
 
Raha mi
D 
foha maraina  
F#m 
izahay
 
Dia tsy  
G 
afaka 
 
am-
Em 
bavanay ny hoe
 
A 
Ampy ho anay ny  
A 
Fahasoava
D 
nao
 
D 
C#m 
Bm 

Fiv :

 
A 
Raha maraina mibaliaka  
D 
ny andronay ety  
D 
C#m 
Bm 
 
A 
Ianao no masoandro  
D 
niaviany 
 
 
D 
nia
A/C# 
via
D 
ny
 
E 
Raha ny alin’ny ririnina no  
A 
handalo 
 
ety
 
E 
Ianao no kintana hi
A 
tantana ny dia
 
A 
Ka ny  
Bm 
va
C#m 
va
 
D 
Ka ny vava
F#m 
ka 
 
atao
 
Izay mi
G 
pololotra 
 
am-
Em 
ponay ao hoe:
 
D 
lzahay 
 
a
A 
nie hatoky A
D 
nao

2. Andriamanitra, Fitiavana lanao

Ka mitantana ny dianay ety

Raha mandimby ny andro ny alina

Mbola tokana ny Deranay hoe :

Ampy ho anay ny Fahasoavanao

Raha maraina mibaliaka ny andronay ety, sns…

998 – FF46 – Mba tantanonao, ry Raiko!

{key: Eb / D capot 1}

 
1.  
D 
Mba tantanonao, ry  
G 
Rai
Em 
ko
 
I
A 
zato 
 
làlan-jana
D 
kao
 
D 
Ny mifidy toa tsy  
G 
hai
Em 
ko
 
A 
Fa maniry indrindra A
D 
nao
 
A 
Hitanao ny adi-
D 
tsaina
 
A 
Mitambesatra ao an-
D 
doha
 
A 
’Zany tsikin’ny ma
D 
rai
Bm 
na
 
Em 
Toa 
 
 
A 
ela vao hifo
D 
ha

2. Moa diso ny safidiko

Raha mandroso ka mankao

Sa ‘ty làla-nofinidiko

Dia tsy ilay voasoritrao

Tanteraho ny faniriako

O ! ry Tompo tena tia

Fa ity zavatra iriko

Masina amiko doria

3. Nefa, raha tsy izay no didy

Namboarinao ho ahy

Amboary ny safidy

Sy ny ratrako am-panahy

Atolorinao ny hery

Hampijoro izay nikoa

Ka sitranonao ny fery

Sy ny ratrako ao am-po

998 – FF45 – Hira fiderana

 
1.  
C 
Hira fiderana  
F 
ho Anao ry Ray
 
G 
Tsy afaka ato am-bava
C 
ko 
 
mandrakizay
 
C 
Hira mampifaly,  
F 
mampitony 
 
jaly
 
G 
Mampiravoravo 
 
 
C 
fo

2. Ny talenta izay efa nomenao ahy

Hiderako Anao n’aiza misy ahy

Mba hamelon’aina, hampitony saina

Hampiray ny miaina

3. Hira tsotra ihany, nefa na dia izany

Ho Anao tokoa no hikaloako

Raiso re, ry Tompo,

F’io no porofom-pitiavako Anao

4; Hira avy ato am-poko, indro fa vetsoiko

Ho Anao ry Raiko izay antsoiko

Hira tena mamy, manambara hatrany

Fa tena tiako Ianao

998 – FF41 – Jesoa no Mpanavotra

O! iza, iza?

 
A 
Iza no hamonjy  
D 
ahy
 
Iza, iza  
E 
no hamonjy ahy  
A 
re 
 
?

Fa rerak’aho e

 
A 
Fa dia reraka
 
Mi
D 
lonjy 
 
entam-paho
E 
tana
 
Fahotana  
A 
be

O! manatona

 
E 
Manatona an’i Jesoa

Fa Izy ihany

 
E 
Izy no hamonjy anao

Fa noreseny

 
E 
Efa noreseny  
A 
na
 
Ny fasan’aza  
E 
dia
 
Ny fahafatesa
E 
na ! Ny fasan’aza !
 
A 
Efa noreseny i
D 
zao
 
Ny fahafatesa
A 
na ‘lay  
E 
fahavalo
A 
nao

Ka mba mifalia !

 
A 
Mifalia 
 
ia
D 
nao
 
Fa Jesoa Tompo  
E 
no
 
Mpanavotra a
A 
nao

Ry Jesoa Tompo ô !

Ry Jesosy Tompo ô !

Mba raiso re ny foko

Ho anao izao !

Fa famonjena fanavotan-dehibe

Sy avotr’aina koa

No he atolotrao Fa novonoina !

Novonoina Ianao

Hisolo voina

Mba hisolo voina anay

Fa noresenao

Efa noresenao na

Ny fasan’aza dia

Ny fahafatesana

Ny fasan’aza !

Efa noreseny izao

Ny fahafatesana ‘lay fahavalonao

Ka mifaly re !

Ka mifaly izahay

Fa Jesoa Tompo no

Mpanavotra anay !

998 – FF38 – Mba todihonao ny lasa

{key: F – E capot 1}

 
1.  
E 
Mba 
 
to
A 
diho
E 
nao ny  
A 
lasa
 
Dia ho  
A 
hita
E 
nao ny  
A 
asa
 
Nanda
E 
niana 
 
 
A 
ny 
 
 
F#m 
fo
E 
toana
 
F#m 
Fa dia  
B 
vi
E 
ta 
 
 
B 
mo
B7 
ra 
 
 
E 
foana
 
Fiv :  
Bm 
Mitsan
A 
gà
E 
na, 
 
sa
A 
hia ! (sahia !)
 
Mijo
A 
roa, 
 
 
E 
mito
A 
ria (mitoria !)
 
Aza  
D 
ki
A 
vy, 
 
sana
Bm 
tri
F#m 
a
 
Fa  
A 
ami
E 
nao 
 
Kris
A 
ty.

2. Eny, tsara ho tsaroana

‘Reo adidy nokoloina

Maro koa no tsy tontosa

Nampitsoaka ny kanosa

Mitsangàna, sahia ! sns…

3. Aoka hiezaka hatrany

Mba hanarina izany

Fa hipetraka ho tantara

Ho an’ny zanak’amam-para

Mitsangàna, sahia ! sns…

{tag: chord fihirana}