{c:Clé LAb}
{Capo: 3}
1.
F
Mitsangàna ianao ry mino
Bb
Fa ilain’ ny tani
F
nao
C
Ny finoanao
F
ifikiro
G
Mivonòna
ia
C
nao
F
Ny ady anatrehanao tsy mora
Bb
Tena sarotra to
Gm
koa
Bb
Nefa toy ‘ lay
F
tao
Edoma
C
‘Lay mahery momba a
F
nao.
Fiv :
F
Mbola ho avy ny maraina
(‘lay maraina)
Bb
‘Zay mitondra hery
F
vao
C
Ry
mpiambi
F
na
miarena
G
Ka ingao ny zovi
C
nao
F
Ambarao fa ny aizina
Bb
Indro efa lasa
Gm
re
Bb
Efa tonga
F
ny
maraina
C
Hisy hazavana
F
be.
2. Raha sendra ady mafy
Mila handreraka ny fo
Dia tsarovy fa mihafy
Vao hahita ny soa
Raha tafita ianao
Hisy hazavana be
Ny aizin-kitroka ho lao
Tapi-dàlana haleha.
Mbola ho avy ny maraina sns…
3. Fahafahana doria
Tsisy tambiny aminao
No omen’ ny Tompo tia
Raha tahiana ianao
Ho fanilo mandramaty
Ho mpitantana ny dia
‘Lay finoana ao anaty
Homba anao doria doria.
Mbola ho avy ny maraina sns…
Mankasitraka indrindra, ry sakaiza, ny amin’izao asa goavana izao. Ny Tompo anie hampitompo hatrany ny fahasoavany sy ny fiadanany ho anao sy ny ankohonanao.
Mpitendry zava-maneno FJKM