235
998 – FF04 – Ry Fanahy ô
Capot 1
2. Ry Fanahy ô monena
Aza mba mandao anay Ianao
Kolokoloy ‘zahay
Hitombo fahendrena
Ka tsy hahafoy hiarak’ Aminao
Ota sy rendrarendra
Samy te handavo anay
Soa ihany, soa fa eo Ianao Fanahy
Vonona hitahy ny fiainanay.
3. Ry Fanahy ô , meteza
Mba handray anay ho mpianatrao
Avia Ianao,
Avia mampahereza
Hahatonga anay mba ho irakao
Eso sy fitsapana
Samy manakivy anay
Ka taomy , taomy hanam-po mafana
Herim-po vaovao hiasa ho Anao.
Rahoviana – Joseph d’Af
C: x32013
Dm: xx0231
Intro
Couplet 1
Couplet 2
Refrain (2x)
Pont
Couplet 3
Couplet 4
Refrain (3x)
998 – FF42 – Moa misy va ?
Capot 1
2. Moa misy va ety, iriko toa Anao ?
3. Moa misy va ety, iriko toa Anao ?
4. Moa misy va ety, iriko noho Ilay
Aoka tsy hisy olona
171 – Jeso, Mpanjaka malaza
Format pdf : FFPM171
key: C
{soc}
{eoc}
010 – Ry Tomponay Tsitoha ô!
key: G capot 1
=9-spontané rakitra
1. Ry Tomponay Tsitoha ô!
2. Ny hiran’ny anjelinao
3. Fa masina, fa masina,
4. Ireo mpitory irakao
5. Izao olonao rehetra izao
6. Ny Zanakao nirahinao
7. Ry Kristy ô, Mpanjakanay
8. Ny lozam-pahafatesana
9. Ao an-kavanan-dRainao ao
10. Ka faly naiditra
11. Tario làlana izahay,
12. Vonjeonao, ry Tompo ô!
13. Fa lehibe ny antranao,
999 – ANTEMA19 – Didy vaovao no omeko anareo
{key: G}
{tag: chord fihirana}
761 – Ry Jeso, Zoky be fitia
key D capot 3









