171 – Jeso, Mpanjaka malaza

Format pdf : FFPM171

AmCD7DmEFGG7

key: C

 
1.  
C 
Jeso, Mpanjaka  
F 
malaza,
 
No  
G 
Tompo 
 
Mpanjaka
C 
nay;
 
Ma
C 
hery sy tsara in
F 
drindra,
 
Ka  
G 
Izy no aro
C 
nay.
C 
Mendrika 
 
hankala
Am 
zai
G 
na
Am 
Noho ny  
D7 
heri
G 
ny;
 
Eran-
C 
tany sy lanitra  
F 
koa
 
Ny  
G 
zo 
 
aman-daza
C 
ny.

{soc}

C 
Ry Tompo Mpanjaka ma
Dm 
hery ô !
G 
Mihainoa !  
C 
Mihainoa 
 
!
C 
Avy manaiky to
Dm 
koa 
 
‘zahay
 
Fa  
C/E 
Tompon’ny hery re
F 
hetra 
 
Hianao,
D7 
Tsy 
 
 
G 
misy mihitsy  
E 
ny 
 
 
Am 
toa 
 
Anao,
 
Tsy  
G 
tratry ny saina ny  
C 
herinao;
 
Ny f
C 
iderana ‘zay entinay,  
G 
Raiso re !  
C 
Raiso re !
 
Ny  
C 
haja atolotra Anao ety,  
G7 
Raiso 
 
i
C 
zao 
 
!

{eoc}

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. Découvrez comment les données de vos commentaires sont traitées.