133 – Efa namangy ny olony

{key: D}

 
1.  
D 
Efa namangy ny  
A 
olo
D 
ny
A 
Jeso Izay Tompon’ny  
E 
ai
A 
na.
A7 
Lasa ny  
D 
alina 
 
 
G 
maizi
Bm 
na,
D 
Tonga 
 
in
G 
dray ny ma
A 
rai
D 
na.
D 
Tonga 
 
in
G 
dray ny ma
A 
rai
D 
na

115 – Jeso Tompo lehibe

{key: D}

 
1.  
D 
Jeso 
 
Tom
A 
po 
 
 
Bm 
lehi
G 
be
D 
Iraky ny Rai
A 
ny,
D 
Nolatsain'
A 
ny 
 
 
Bm 
maro
G 
be,
D 
Tsy mba noha
A 
jai
D 
ny:
 
Fiv :  
D 
Jeso tia,  
G 
Jeso 
 
tia,
D 
Maty 
 
voahom
A 
bo;
D 
Maty 
 
ta
A 
o 
 
 
Bm 
Kalva
G 
ry,
D 
Maty re ny  
A 
Tom
D 
po.

109 – Nahafoy ny aiko Aho

{key: G}

 
1.  
G 
Nahafoy ny aiko Aho
D 
Hanavotako 
 
a
G 
nao.
G 
Ka nalatsako ny rako,
C 
Niso
D 
loako 
 
a
G 
nao.
D 
He! ny aiko no no
G 
meko
C 
Ry mpanota very  
D 
e!
G 
Aiza izay afoinao re
C 
Mba ho  
D 
Ahy 
 
Tompo
G 
nao?

088 – ‘Lay ora tao Getsemane

{key:D – capot 3}

 
1.  
D 
’Lay ora  
A 
tao 
 
 
A7 
Getsema
D 
ne
 
Tsy  
D 
mba hadino  
A 
re,
D 
Raha 
 
Hia
G 
nao no tsembo-
D 
drà,
 
Ry  
A 
Tompon’avo
D 
tra.
 
Fiv :  
D 
Tsahivi
A 
ko 
 
Tsa
D 
hiviko
 
Ny  
D 
fahoria
A 
nao.
D 
Raha 
 
tsinjo
G 
ko ny ady  
D 
be,
D 
Ilay tao  
A 
Getsema
D 
ne.

077 – Tonga indray re ny Noely

{key: G}

 
1. Tonga i
G 
ndray re ny Noely,
 
Andro  
Am 
tsara 
 
 
G 
sady 
 
 
D 
soa,
 
Jeso  
G 
Tompon’ny 
 
Anjely,
D 
Nefa 
 
 
G 
nietry 
 
 
D 
tena 
 
 
G 
koa.
 
Indro  
G 
tonga 
 
Zaza
D 
kely
 
Ho sa
G 
kaiza
A 
nay 
 
to
D 
koa,
 
Sy ha
G 
mory ‘zay mi
C 
ely
 
Hody  
G 
amin-
D 
dRainy 
 
 
G 
koa.

039 – Faingàna, ry Mpanjaka!

{key: E 4/4}

 
1. Fain
E 
gàna, ry Mpanjaka!
 
Ha
F#m 
ndray ny lova
B 
nao;
 
Fain
E 
gàna re mba haka
 
Ny  
F# 
tany ho A
B 
nao;
 
A
E 
via 
 
hampi
A 
fa
E 
ly
 
Ny  
E 
malahelo 
 
 
B 
fo;
 
A
E 
faho ny mijaly
 
Sy  
A 
azon'
B 
ny 
 
man
E 
jo.

024 – Ny lanitra ao ambony ao


{key: G}
 
1.  
G 
Ny 
 
lani
G 
tra ao  
C 
a
G 
mbo
D 
ny 
 
 
G 
ao,
 
:,:  
G 
An
Am 
dria
Em 
mani
D 
tra ô! :,:
 
An
G 
dri
Em 
a
Am 
ma
A 
ni
D 
tra 
 
ô!
G 
Izay 
 
re
Em 
hetra 
 
 
C 
vi
G 
ta
D 
nao
 
Dia  
G 
mahagaga 
 
a
C 
nay
 
Dia  
G 
mahagaga 
 
a
D 
nay
 
Dia  
G 
maha
D 
gaga 
 
a
G 
nay.

012 – Jehovah ô, derainay Hianao!(zafindraony)

{key: C}

 
1. Jehovah  
C 
ô, 
 
de
F 
rainay 
 
Hia
C 
nao!
 
Ankala
C 
zainay 
 
 
F 
ny 
 
Anara
G 
nao!
 
:,:Izao re
C 
hetra 
 
i
F 
zao manaja A
C 
nao,
 
Fa Rainay  
F 
ho 
 
man
G 
draki
C 
zay
 
Fa Rainay  
F 
ho 
 
man
G 
draki
C 
zay
G 
C 
 
Jehovah  
G 
F 
ô, 
 
de
G 
rainay 
 
Hia
C 
nao!
 
Ankala…  
G 
Ankala
F 
zainay 
 
 
G 
ny 
 
Anara
C 
nao!
 
Izao rehe…  
G 
Izao 
 
re
F 
hetra 
 
i
G 
zao manaja A
C 
nao, (Jehovah ô)
 
Fa Rainay  
F 
ho 
 
man
G 
draki
C 
zay (Fa Rainay ho)
 
Fa Rainay  
F 
ho 
 
man
G 
draki
C 
zay

006 – Avia, miondreha

 
1. A
D 
via, 
 
mion
G 
dreha,
 
Ry  
D 
vazan-tany 
 
 
A 
ô!
 
Fa  
D 
lehibe 
 
Je
G 
hovah,
 
Sy  
D 
ma
Bm 
si
Em 
na 
 
 
A 
to
D 
koa;
 
Mi
A 
ankohofa 
 
 
E 
tsara,
 
Ma
E7 
natona Azy ‘
A 
zao
 
Ha
D 
neho 
 
fana
G 
jana
 
I
D 
Lay 
 
Mpa
A 
nao 
 
a
D 
nao.

2. Andriananahary,

Manaiky izahay
Fa Aminao ny hery
Tsy hay toherina.
Tsy misy maharara
Ny tianao hatao,
Fa Hianao Mpitondra
Izao rehetra izao.

3. Re any lavitra any

Izao ny herinao,
Ka isam-bazan-tany
Hiondrika Aminao;
Mpanjaka sy Mpitsara
Mahery Hianao;
Miadana ny tany
Miankina aminao.
{tag: chord fihirana}

004 – Mamy ny fitianao


{key:G 3/4}

 
1.  
G 
Mamy 
 
 
Em 
ny 
 
fi
Am 
tia
G 
nao,
G 
Ry 
 
Je
Am 
hovah 
 
 
D 
Tompo
G 
nay!
G 
Foi
Em 
nao ny  
Am 
Zana
G 
kao,
G 
Ho 
 
Mpa
Am 
navo
D 
tra 
 
a
G 
nay.
D 
Tsy mba  
Am 
misy 
 
 
Am/C 
toki
D 
nay
G 
Afa
G/B 
tsy ny  
G 
Za
D 
na
G 
kao.
C 
Ka 
 
 
G 
mi
C 
sao
G 
tra 
 
 
Am 
Anao 
 
i
G 
za
D 
hay
G 
Noho 
 
 
Am 
ny 
 
fi
D 
tia
G 
nao.

2. Mamy ny fitianao,

Mahafaly fo tokoa;
Izahay avelanao
Mba hibebaka avokoa.
Lasa lavitra izahay,
Nefa notadiavinao;
Efa ratsy izahay,
Nefa tsy nafoinao.

3. Mamy ny fitianao,

Izay andraisanao anay
Honina ao an-dapanao
Raha ho faty izahay
Noho ny ratsy izay natao,
Loza no anjaranay,
Nefa namboaranao
Paradisa izahay.

4. Mamy re, ry Tomponay!

Izao fitianao izao,
Ka indreto izahay
Avy mba hisaotra Anao.
Raiso re izao saotra izao,
Fa fanati-tsitrapo;
Tsy mba mendrika ho Anao,
Nefa vokatry ny fo.
{tag: chord fihirana}