998 – FF34 – Tompo Malala ô !

{key: A capot 1 3/4}

{c:Clé SIb : LA capot 1}

 
1.  
A 
Tompo 
 
Ma
A 
lala ô !  
D 
Mpanjaka
D 
ko 
 
Ianao
 
A 
Tamy aho fa  
A 
resy 
 
laha
E 
tra
 
 
Noho ny famonjena vitanao
 
A 
Eny, ry  
A 
Tompo, tsy  
D 
ho haiko adi
D 
noina intsony re
 
Ny  
A 
fitiava
E 
na 
 
naseho
A 
nao
 
Ka  
D 
anio no hana
A 
vaozako 
 
 
E 
ny 
 
fano
A 
mpoko 
 
Anao
 
D 
Fa tsy ho voa
A 
valiko, 
 
i
B 
zay 
 
natolo
E 
trao
 
 
Ny fitiavana natolotrao,
 
A 
Ka raiso,  
A 
Tompo, 
 
e
D 
keo re sy  
D 
anjakao
 
Ny  
A 
fiainako ho  
E 
voninahi
A 
trao.

2. Tompo Malala ô ‘lay hazo fijaliana

Niaretanao tao Kalvary,

Niaretanao Mpamonjiko

No nanehoanao fa tianao ity mpanota izay

Tsy mendrika Anao akory ity

Ka anio no anavaozako, sns…

3. Tompo Malala ô ! tsy ho adinoiko intsony

Ny fitiavana natolotrao

Ny fitiavana natolotrao

Eny, ry Tompo, ity izaho izay voababonao

Fa vonona hanao ny sitrakao

Ka anio no anavaozako, sns…

{tag: chord fihirana}

998 – FF30 – Fo mitambatra ho iray

{Capo: 3}

{key: F}

 
1.  
F 
Fo mitambatra ho i
Bb 
ray
 
No entina eto i
C 
zao
 
Mitrotro ny fi
F 
tia
 
Hohama
F 
sinin’ 
 
Andriamani
Bb 
tra
 
Hitombo hery  
C 
sy
 
Hamerovero  
F 
koa
 
Ka hifa
F 
naiky ireo olon-
C 
droa
 
Bb 
Fa 
 
hiombom-piaina
F 
na
 
Na ino
F 
na miseho eto an-
Bb 
tany
 
Dia vono
C 
na 
 
hifampitantana
 
Fiv : Fitiava
Bb 
na toy ny an’llay Je
F 
soa
 
F7 
Fitiavana 
 
ma
G 
nolotra ny  
C 
aina
 
Fitiava
F 
na mandresy faho
Bb 
tana
 
Fitiavana  
C 
ho mandrakizay do
F 
ria

2. Toy ‘zao androany izao

‘Lay nofinofy izay

Niainanay taloha

Ka indro fa miara-belona,

Miara-tsambatra

Anivon’ ny fitia

‘Lay dina izay

Niarahana nikolo

No hamafisina ho doria

Hotehirizina ho vaovao

Handrobona, hitombo hasina

Fitiavana toy ny an’llay Jesoa, sns…

998 – FF28 – Efa voadinikao Andriamanitra ô

 
1.  
C 
Efa voadinikao Andriamanitra  
G 
ô!
 
Am 
Ny fiainanay zanak’olom
Em 
belo
Am 
na
 
D 
Tsy misy ‘zay miafina amiko tsy hita
G 
nao
 
G 
Ianao no manendry izany Andriamanitra  
C 
ô!
 
2.  
Am 
Indro ny fikasako voalaha
Dm 
trao
 
G 
Ny fiainako rehetra dia Ami
C 
nao
 
Am 
Ny fahotana vitako tami
Dm 
nao
 
Man
G 
gataka famelana Andriamanitra  
C 
ô! 
 
 
C7 
 
3.  
F 
Aza avela aho hang
C 
aihay
 
C 
Fa ampioreno mafy ny fi
F 
noako
 
E 
Ka na mamely ahy ny fakam-pa
Dm 
nahy
 
G 
Dia mahatoky Anao ny fanahi
C 
ko. 
 
 
C7 
 
4.  
F 
Ny nofoko anie malemy no sady  
C 
kely
 
C 
Torovana tsy ampy hery ka ma
F 
nahy
 
A 
Meteza Ianao anio Andriamani
Bb 
tra 
 
o!
 
Ho  
C 
hery sy toky ho ahy mandra
F 
kizay.
 
5.  
C 
Ianao no vatolampy sy fia
Dm 
rovako
 
C/E 
Ny herinao no indro hi
Dm 
zorako
 
Ny  
C 
foko ao anati
Am 
ko ao efa fanta
G 
trao
 
Dia  
G 
raiso aho ho zanakao Andriamani
C 
tra 
 
ô!
 
3.  
F 
Aza avela aho hang
C 
aihay
 
C 
Fa ampioreno mafy ny fi
F 
noako
 
E 
Ka na mamely ahy ny fakam-pa
Dm 
nahy
 
G 
Dia mahatoky Anao ny fanahi
C 
ko. 
 
 
C7 
 
4.  
F 
Ny nofoko anie malemy no sady  
C 
kely
 
C 
Torovana tsy ampy hery ka ma
F 
nahy
 
A 
Meteza Ianao anio Andriamani
Bb 
tra 
 
o!
 
Ho  
C 
hery sy toky ho ahy mandra
F 
kizay.
 
5.  
C 
Ianao no vatolampy sy fia
Dm 
rovako
 
C/E 
Ny herinao no indro hi
Dm 
zorako
 
Ny  
C 
foko ao anati
Am 
ko ao efa fanta
G 
trao
 
Dia  
G 
raiso aho ho zanakao Andriamani
C 
tra 
 
ô!
 
1.  
C 
Efa voadinikao Andriamanitra  
G 
ô!
 
Am 
Ny fiainanay zanak’olom
Em 
belo
Am 
na
 
D 
Tsy misy ‘zay miafina amiko tsy hita
G 
nao
 
G 
Ianao no manendry izany Andriamanitra  
C 
ô!
 
2.  
Am 
Indro ny fikasako voalaha
Dm 
trao
 
G 
Ny fiainako rehetra dia Ami
C 
nao
 
Am 
Ny fahotana vitako tami
Dm 
nao
 
Man
G 
gataka famelana Andriamanitra  
C 
ô!

998 – FF18 – Afafazo

 
1. Raha  
G 
tonga ny andro i
G 
zay
 
I
C 
tsarana 
 
a
G 
nao
 
Amin’i
G 
zay fotoana izay
 
A
A 
dinina 
 
ia
D 
nao
 
Ka hi
G 
atri
G7 
ka
 
Ilay Mpan
C 
jaka
Cm 
nao
 
Efa  
D 
vonona ve ia
G 
nao 
 
?(
D 
Ary 
 
koa)
 
Efa  
G 
ampy 
 
 
G7 
ve
 
‘Zay a
C 
nana
Cm 
nao
 
Hia
D 
trehanao ny Tompo
G 
nao
 
Fiv : Fiha
C 
tsarambela
Cm 
tsihy
 
Aok’i
G 
zay dieny e
Em 
ty
 
Faha
Am 
faham-ba
D 
raka ho a
G 
nao
 
Ka ia
Bm 
lao
 
Raha t
C 
oa 
 
tia
Cm 
nao
 
Ho voa
G 
vonjy 
 
ia
Em 
nao
 
Afa
Am 
fazo ‘zay  
D 
voa 
 
mendri
G 
ka 
 
(
C 
Mendri
G 
ka)

2. Raha tonga ny andro izay

Itsarana anao

Amin’izay fotoana izay

Adinina ianao

Efa ampy ve

‘Zay nafafinao

Mba ho voa mendrika tokoa ?(Ary koa)

Efa tontosa ve

Ny anjaranao

Tsy hahameloka anao rahatrizay

Fihatsarambelatsihy, sns…

998 – FF16 – Tsy vitam-po onena

 
1.  
C 
Tsy vitam-po o
F7 
nena
 
Dm 
Tsy 
 
vitan-drano
G 
maso
 
C 
Ny 
 
Asam-pamon
F7 
jena
 
Tsy azo a
D 
tao mifampiandry  
G 
andra
G7 
so
 
C 
Tsy azo ifane
F 
rena
 
Dm 
Mila 
 
fandavan-
G 
tena
 
C 
Sy hery tsy  
F 
mba 
 
maty
 
Herim-
C 
po, 
 
 
G 
herin-tsaina 
 
 
C 
koa
 
G 
Fiv :  
C 
Na onena ny  
F 
fonao
 
Dm 
Na tomany ny  
G 
maso
 
C 
Tsy izany no i
F 
lai
F/E 
na
 
F 
Fa 
 
 
G 
fifankatiava
C 
na

2. Ny mpianatry ny Tompo

Asainy mifanompo

Na mamy na mangidy

Miara-dia , f’izany no Didy

Mamonjy ny mahantra

Manarina ny lavo

Mitsabo ny maratra

Ary koa tsy mba miavom-po

Na onena ny fonao, sns…

998 – FF14 – Jesoa, apetraka Aminao

 
1. Je
D 
soa, 
 
a
A 
petrako 
 
Ami
D 
nao
 
Ny  
G 
fanahiako 
 
re
A 
hetra
 
Ny  
A 
asa vita hatri
D 
zao
 
A
G 
nao tokoa tsy misy  
D 
fetra
 
Je
D 
soa, 
 
a
A 
petraka 
 
Ami
D 
nao

998 – FF09 – Isaorana anie Jehovah

{Capo: 2}

 
A 
I
D 
sao
F#m 
ra
Bm 
na 
 
 
F#m 
I
Bm 
sao
A 
ra
D 
na 
 
 
D 
a
G 
nie 
 
Je
A 
ho
D 
vah
 
An
D 
driamanit
Bm 
ra 
 
An
F#m 
driamani
Bm 
tra 
 
(anie)
 
An
G 
dria
Em 
mani
D 
try ny  
G 
Isra
A 
e
D 
ly
 
I
D 
saorana anie Jehovah
 
An
A 
driamani
D 
tra
 
Izy i
D 
rery ihany  
D 
no Izy i
E 
rery ihany no na
A 
nao 
 
fahagagana
 
D 
Isaorana, 
 
 
D 
Isao
A 
ra
D 
na 
 
 
Bm 
mandraki
D 
zay 
 
 
Em 
mandraki
D 
zay
 
Em 
ny 
 
anara
A 
ny 
 
Mala
D 
za
 
Ary  
A 
aoka ny tany re
D 
hetra,
 
G 
Ho 
 
heni
D 
ka ny famirapiratry
 
Em 
Ny 
 
voni
D 
nahiny (tr’i Jehovah Ray Tsitoha)
 
G 
Ho 
 
 
D/F# 
he
Em 
ni
D 
ka 
 
 
G 
ny 
 
voni
A 
nahi
D 
ny
 
D 
Amen, 
 
a
G 
men, 
 
A
E 
men, 
 
a
A 
men 
 
!
 
I
A 
saorana 
 
Je
D 
hovah 
 
 
Bm 
a
D 
men 
 
 
A 
a
D 
men.

998 – FF08 – Masoko manganohano

 
1.  
E 
Masoko 
 
mangano
A 
hano,
 
B 
Nitomany feno  
A 
rano
 
E 
Noho ny helok’efa  
A 
vita,
 
B 
Dia mitony raha na
E 
hita
 
A 
Masonao be fi
E 
antra
 
B 
Ry Mpamonjy ny ma
E 
hantra
 
A 
O Voavotrao ‘lay  
E 
very
 
B 
Ry fitiavana ma
E 
hery.

998 – FF05 – Izaho no fananganana ny maty

 
1.  
D 
Hoy Jesosy Tompo ‘zaho no fanangana
A 
na
 
A 
Fananganana ny maty sy fiaina
D 
na
 
D 
’Zay rehetra mino Ahy na dia maty  
G 
aza
 
G 
Dia ho velon’in
D 
dray, ho velon’in
A 
dray, ho velon’in
D 
dray
 
D 
Satria velona Aho,  
A 
Ho velona hiana
D 
reo
 
D 
Aza matahotra  
G 
fa ho velon’in
D 
dray, ho velon’in
A 
dray, ho velon’in
D 
dray

998 – FF02 – He, manolo-tena

{key: G capot 1}

 

{key: G}

 
1. He ma
G 
nolo-tena ho A
C 
nao
 
Fa man
Am 
dre ny  
D 
feo sy antso
G 
nao
 
‘Zato  
G 
tena
G7 
ko izay ma
C 
nia
 
Ka raiso  
G 
Tompo, 
 
 
Em 
raiso 
 
 
Am 
ry 
 
 
D 
Jesoa 
 
 
G 
Tia
 
Fiv : Hanoa ny  
D 
sitrakao
 
Hanao izay  
G 
tianao
 
Ka ho mpa
D 
nompo 
 
vonona
 
Sy sahy  
G 
koa
 
Hitory ha
G 
trany 
 
i
G7 
lay 
 
Fitiava
C 
nao
 
Ambaram-
G 
pialam-
Em 
pofo
Am 
n’ai
D 
ko 
 
Je
G 
soa.