{c:Clé DO}
2. ‘Lay alim-pamonjena (famonjena)
Tsarovana eto izao
Fa vita fanekena
Izaho sy ny Tompo soa
Ny tenako atolotro
Ny tenany ho avotro
He ! Ravo ny fo, sns…
3. ‘Lay alim-pamonjena
Tsarovana eto izao
Mpanota sesehena
Mandova fiainan-tsoa
‘Lay alim-pihavanana
Nitondra fiadanana
He ! Ravo ny fo, sns…
4. ‘Lay alim-pamonjena
Tsarovana eto izao
Nitondra fietrena
Tsy mba manam-paharoa
Fitiava-mampitovy zo
Ny miadana sy ory fo

