{key: C}
{c:original C}
1.
C
Tompo Malala Tsitoha, inty
Dm
aho
I
G
zao vao nandre ilay feo niantso
C
ahy
C
Tsapako anatiko ao ny he
Dm
rinao
G
Mitaona ahy mba hiverina Ami
C
nao.
C
Raiko ô ! Raiko ô ! Inty
Dm
aho
G
Raiso mba ho isan’ireo zana
C
kao
C
Fa izaho ‘zay nania dia hi
Dm
ova
G
Hanaraka ny didinao Ray
C
ô!