235
171 – Jeso, Mpanjaka malaza
Format pdf : FFPM171
key: C
{soc}
{eoc}
146 – Anao ny dera
{key:D capot 1}
Sur la vidéo la clé est en MI (RE capot 2)
D#°7 et Eb°7 sont les mêmes accords !!
Intro :
020 – Tsaroanay tokoa izao
Clé original FA
{Capo: 3}
{Version sans Capo}
2. Ny lasa itodihana
Dia mampiseho avokoa
Ny tanam-pitiavana
Miahy sady manasoa.
3. He! Koa ‘ty andronay ity,
Izay diavinay izao,
Dia voahodidina ery
Ny fitahiana aminao.
4. Dia tokinay tokoa izay
Fa mbola ho arovanao
Anio, ampitso, rahatrizay,
Izay miankina Aminao.
5. Ka dia mba velomy re
Aty anatinay ny fo
Hahay misaotra Anao anie,
Ry Rainay be famindram-po!
998 – FF48 – Andriamanitra, Fitiavana Ianao
{c:Clé RE}
Fiv :
2. Andriamanitra, Fitiavana lanao
Ka mitantana ny dianay ety
Raha mandimby ny andro ny alina
Mbola tokana ny Deranay hoe :
Ampy ho anay ny Fahasoavanao
Raha maraina mibaliaka ny andronay ety, sns…
753 – Tiako ny hiaraka Aminao
Version en ré :
{key: D}
Tiako ny hiaraka, sns…
012 – Jehovah ô, derainay Hianao!(zafindraony)
{key: C}
998 – FF06 – Ny teninao
{key: G}
469 – Jeso ô, Mpitia anay
{key: D capot 1}


















