998 – FF04 – Ry Fanahy ô

Capot 1

 
1.  
D 
Ry Fanahy ô midina, 
 
Manatreha a
A 
nay 
 
a
Em 
nio 
 
 
A 
Ia
D 
nao 
 
A 
Mba 
 
hanoloranay, 
 
D 
Ny vavakay mangina 
 
Vetsovetsom-  
A 
po ‘zay a
Em 
to
A 
lo
D 
tray 
 
G 
Vola sy ny ha
D 
rena 
 
Samy  
D 
tsy 
 
anana
A 
nay 
 
Fa  
D 
indro vavaka mangina 
 
Fanoloran-
A 
tena ho A
Em 
nao 
 
 
A 
to
D 
koa. 

 

2. Ry Fanahy ô monena 

Aza mba mandao anay Ianao 

Kolokoloy ‘zahay 

Hitombo fahendrena 

Ka tsy hahafoy hiarak’ Aminao 

Ota sy rendrarendra 

Samy te handavo anay 

Soa ihany, soa fa eo Ianao Fanahy 

Vonona hitahy ny fiainanay. 

 

3. Ry Fanahy ô , meteza 

Mba handray anay ho mpianatrao 

Avia Ianao, 

Avia mampahereza 

Hahatonga anay mba ho irakao 

Eso sy fitsapana 

Samy manakivy anay 

Ka taomy , taomy hanam-po mafana 

Herim-po vaovao hiasa ho Anao.

 

Rahoviana – Joseph d’Af

C: x32013

Dm: xx0231

Intro

 
Am 
G 
C 
 
 
 
Am 
G 
C 
F 
 
Dm 
Am 
E 
 

Couplet 1

 
Isan'
Am 
andro isan’andro, dia mi
Em 
antso ny Ray
 
Hoe  
F 
nankaiza moa ‘zay  
G 
zanako 
 
i
C 
zay 
 
Isan'
Am 
andro isan’andro, ny  
Em 
famindram-pony 
 
Ia
F 
nao anie dia tsy  
G 
afaka ao am-
C 
pony 
 
Fa ia
Dm 
nao no tsy nety, hoe  
C 
handao 
 
vetivety 
 
F'
F 
izy anie nanomana  
G 
fety 

Couplet 2

 
Tsy  
Am 
hoe tsy nahalala, tsy  
Em 
zanak’adala 
 
Ni
F 
nia ianao ni
G 
voaka ny  
C 
vala 
 
Fa ia
Am 
nao tena tiany, tsy  
Em 
foiny tsy ariany 
 
I
F 
zany anie  
G 
no antony nia
C 
viany 
 
Fa raha ho  
Dm 
avy ny andro, mba hi
C 
verenanao 
 
F 
Fety anie ny ao an-trano  
G 
ao 

     Refrain (2x)

 
    
Am 
Rahoviana 
 
ia
G 
nao vao ho a
C 
vy 
 
    
Dm 
Rahoviana 
 
ia
C 
nao vao mba ho
G 
dy 
 
     Raho
Am 
viana fa ny  
G 
Tompo efa  
C 
sasatra 
 
mi
F 
andry 
 
    
Dm 
Miandry ny  
G 
Dada
C 
nao 

Pont

 
Am 
G 
C 
 
 
Am 
G 
C 
F 
 
Dm 
Am 
E 

Couplet 3 

 
Dia na
Am 
lefan’ny Ray,’lay  
Em 
Tokana 
 
Iray
 
Je
F 
sosy anie ‘lay  
G 
Izy 
 
hatri
C 
zay 
 
Tonga  
Am 
Izy hitady sy ha
Em 
monjy ny very 
 
Fa raha  
F 
mody ianao tsy  
G 
mandeha 
 
i
C 
rery 
 
Fa ia
Dm 
nao mila mino,  
C 
Jesosy ilay hilo 
 
F'
F 
izy anie no lalan’ny  
G 
mino

Couplet 4

 
Dia na
Am 
lefan’ny Ray,’lay Tokana Iray
 
Je
F 
sosy anie ‘lay  
G 
Izy 
 
hatri
C 
zay 
 
Tonga  
Am 
Izy hitady sy ha
Em 
monjy ny very 
 
Fa raha  
F 
mody ianao tsy  
G 
mandeha 
 
i
C 
rery 
 
Fa raha ho  
Dm 
avy ny andro, mba hi
C 
verenanao 
 
F 
Fety anie ny ao an-trano  
G 
ao

     Refrain (3x)

 
    
Am 
Rahoviana 
 
ia
G 
nao vao ho  
C 
avy 
 
    
Dm 
Rahoviana 
 
ia
C 
nao vao mba  
G 
hody 
 
     Raho
Am 
viana fa ny  
G 
Tompo efa  
C 
sasatra 
 
 
F 
miandry 
 
     Mi
Dm 
andry 
 
 
G 
ny 
 
 
G 
Dada
C 
nao