506 – Tsy misy miadana ka afa-po

 
1.  
D 
Tsy misy mia
Em 
dana ka  
A 
afa-
D 
po
 
Izay  
Bm 
monina 
 
e
E 
to 
 
an-
A 
tany;
 
Fa  
D 
izay tia sy  
G 
mino 
 
ny
Em 
Tompo 
 
Je
A 
so
 
No ha
D 
hazo ny  
G 
soa 
 
 
A 
tsy Ho  
D 
lany.
 
Fiv : Mba  
A 
irio, mba  
D 
irio
 
Ny ha
G 
nanana 
 
 
A 
an’i 
 
Je
D 
so.

2. Raha misy mahory mahazo ety

Jeso no hanala izany;
Tsarovy ny avotra tao
Kalvary,
Fa nalatsany tany ny rany
Mba irio, Mba irio,
sns…

3. Izao maniry hanaraka

Anao,
Ry Tompo Mpanafaka ota!
Fa fantatro tsara hatramin’zao
Ny fitiavanao ahy mpanota.
Mba irio, Mba irio,
sns…

549 – Jesosy no asandratro

{key: F}

=21

 
1.  
F 
Derao 
 
Andriama
Bb 
ni
F 
tra,
 
Ry  
F 
vazan-tany 
 
e
Bb 
fa
C 
tra,
 
Fa  
F 
Izy no mamindra  
Bb 
fo
 
Bb 
Ka 
 
 
F 
mety 
 
mano
C 
me ny  
F 
zo,
 
Na
Gm7 
niraka ny  
Am 
Zana
Dm 
ny,
 
C 
Ha
F 
navotra 
 
 
G 
ny 
 
olo
C 
ny
 
Ny  
F 
sandriny tsy toha  
Bb 
re,
 
Bb 
Fa 
 
 
C 
manan-kery 
 
lehi
F 
be.
 
C 
Malaza ny  
F 
Anarany,
 
Fa  
Bb 
lehibe ny  
C 
asa
F 
ny.

539 – Faly dia faly

{key: E – D capot 1 6/4}

 
1.  
D 
Faly 
 
 
A 
dia 
 
 
D 
faly
 
D 
Iza
A 
hay 
 
mpa
D 
nompo
A 
nao,
 
D 
Izay 
 
mi
A 
hira 
 
 
D 
e
D 
to 
 
 
D 
ana
A7 
treha
D 
nao.
 
Fa  
A 
be fiantra  
D 
Hianao,
 
Ry  
A 
Jeso 
 
 
A 
Tompo 
 
 
D 
tianay!
 
Ka  
G 
feno 
 
hara
D 
voana
 
D 
Tokoa 
 
 
A 
iza
A 
hay;
 
Fiv :  
D 
Faly 
 
 
A 
dia 
 
 
D 
faly
 
D 
Iza
A 
hay 
 
mpa
D 
nompo
A 
nao,
 
D 
Izay 
 
mi
A 
hira 
 
 
D 
e
D 
to 
 
 
D 
ana
A7 
treha
D 
nao.

537 – Endrey ny hamaroan’ ny soa

{key: A 6/8}

 
1. En
A 
drey, ny ha
A 
maroan’ny 
 
 
E 
soa 
 
 
E 
 
No
E 
menao Ray ho ahy  
A 
koa! 
 
 
A 
 
Ny  
A 
aiko, he, navota
D 
na
D 
o,
 
Ny  
E 
heloko 
 
vonoi
A 
nao.
 
Fiv :  
A 
Eny, 
 
 
D 
Rai
A 
ko,
 
B 
He! Ravoravo to
E 
koa 
 
 
E 
 
Ity  
A 
zanakao voavonjy  
D 
re,
 
Ka  
E 
velombelona 
 
e
A 
ry.

534 – Misy didy tena tsara

{key: C}

 
1. Misy  
C 
didy 
 
te
F 
na 
 
 
C 
tsara
 
‘Zay no
G 
men’ny Tompo  
C 
hoe 
 
:
 
Mba mi
C 
fankatia
F 
va 
 
 
C 
tsara,
 
Hiana
D 
reo’zay mino  
G 
e!
 
Ka mi
G 
raisa, Ka mi
C 
raisa
 
‘Zao no  
F 
didy 
 
lehi
G 
be
 
Ka mi
C7 
raisa, Ka mi
F 
raisa
 
‘Zao no  
G 
didy 
 
lehi
C 
be

531 – Ry Jeso Loharanon’aina

{key: A}

 
1.  
G 
Ry 
 
 
C 
Jeso 
 
 
G 
loha
D 
rano
E 
n’ai
Am 
na,
 
D 
Izay 
 
 
G 
foto-
D 
piti
G 
a
D 
va
G 
na!
 
G 
Ny 
 
 
C 
fonay 
 
 
G 
toy ny  
D 
tany 
 
 
E 
mai
Am 
na,
 
D 
Fe
G 
noy 
 
 
C 
fiti
G 
a
D 
va
G 
na!
 
G 
Aidi
C 
no 
 
 
G 
ao 
 
 
D 
ny 
 
 
Em 
tena 
 
 
A 
ai
D 
na,
 
G 
Mba 
 
 
Em 
hampi
D 
fanka
Em 
ti
D 
 
a
G 
nay,
 
G 
Fa
Em 
ndrao ho  
G 
tonga 
 
 
Am 
very 
 
 
G 
mai
D 
na
 
Bm 
Ny 
 
 
C 
fiti
D 
ava
Em 
nao 
 
 
D 
a
G 
nay.

513 – Jeso Sakaizanay

{key: G}

 
1.  
G 
Je
D7 
so 
 
 
Em 
sa
C 
kaizanay,
 
G 
Jeso 
 
a
D 
nay;
 
G 
Sa
D7 
dy 
 
 
Em 
tsy 
 
 
C 
mahafoy,
 
G 
Je
D7 
so 
 
a
G 
nay;
 
G 
Ra
C 
ha 
 
 
G 
ny 
 
 
G 
olona
 
G 
Me
C 
ty 
 
 
G 
man
D 
dao 
 
anay,
 
G 
Je
D 
so 
 
 
Em 
no 
 
 
C 
tsy 
 
mandao,
 
G 
Je
D7 
so 
 
a
G 
nay.

547 – Ry Jeso Masoandronay ô!

{key: G}

 
1. Ry  
G 
Jeso Masoandronay ô!
 
Ny  
D7 
aizin’ny fo  
G 
lasa 
 
tokoa
 
Fa  
G 
tonga aty anatinay izao
 
Ma
D7 
zava 
 
 
Bm 
le
Am 
hi
G 
be.
 
Fiv :  
G 
Eny, Jeso! Zoky be fi
D7 
tia,
 
D7 
Soa lehibe no nentinao ta
G 
ty,
 
G 
Avy izahay, mba hisaotra A
C 
Am 
nao
 
D7 
Noho ny fitiava
G 
nao.

512 – He! matoky aho, Tompo

{key: A}

{key:Bb – G capot 3}

 
1.  
G 
He! 
 
ma
C 
to
G 
ky 
 
a
D7 
ho, 
 
Tom
G 
po,
 
C7 
Azo
C 
ko ny  
G 
te
D 
ni
G 
nao;
 
G 
Teny 
 
 
C 
so
G 
 
ma
D7 
hafa
G 
ly,
 
C 
Teny 
 
 
G 
avy 
 
 
D 
ami
G 
nao.
 
Fiv :  
Em 
He!ma
Bm 
toky 
 
 
Em 
aho, 
 
Tom
Bm 
po,
 
G 
Azoko ny  
A 
teni
D 
nao;
 
G 
Teny 
 
 
C 
so
G 
 
ma
D7 
hafa
Em 
ly
 
C 
No 
 
o
G 
menao 
 
 
D 
ahy 
 
i
G 
zao.

599 – O, Ry Jesosy mifaly ny foko

{key:D}

 
1.  
D 
O, Ry Jesosy mi
G 
faly ny fo
D 
ko,
D 
Raha tsy lavitra A
A 
nao,
D 
Ka mba mangataka in
G 
drindra re  
D 
aho.
D 
Ary 
 
mi
A 
fona 
 
ami
D 
nao;
D 
Tano ny zanakao  
A 
mba tsy ho  
D 
very,
D 
Tano 
 
ak
Bm 
aiky 
 
A
A 
nao 
 
!
D 
Zaza adala ka  
G 
mety 
 
mi
D 
ery,
D 
Raha dia  
A 
lavitra 
 
An
D 
ao.