233 – O! Ray Malala, asehoy
Key : D capot 3
1.
D
O!
G
Ray Malala,
Em
ase
D
hoy
G
Ny
C
ha
G
so
C
a
D
va
G
nao;
D
Sa
G
sao ho afa-
Em
kelo
D
ka
G
Iza
C
hay
Em
ho
G
za
D
na
G
kao:
Fiv : Ho
G
mafy ny
C
fieza
D
kay
Han
G
dia ny la
C
la
D
nao,
D
Tsy
G
hisy
hija
Em
nona
D
nay,
G
Raha
C
tsy
Em
an-
G
tra
D
no
G
nao.
2. O! Ray Malala, mba henoy
Ny feonay zanakao;
Tantano ao an-dalana
Hankany aminao:
Ho mafy, sns…
3. O! Ray Malala, hitanao
Ny hasambaranay;
Ny avotr’ain’ny Zanakao
No itokianay:
Ho mafy, sns…
201 – Midina, Tomponay !
{key: C}
1. Midina,
C
Tomponay
!
F
Ampionao
G
izahay
Am
Hi
F
der
G
a
A
C
nao
Am
Ray soa
E7
tia
a
Am
nay,
Am
Hery sy
D7
tanja
E
kay
C/E
Zay
hotompo
G
i
Am
nay
C
Man
F
dra
G
ki
C
zay
C
Mandraki
F
zay
Dm
Mandraki
G
zay
C
Zay
ho
G
to
C
mpoinay
C
Man
F
dra
G
ki
C
zay
2. Avia, Jeso ô!
Reseo ny rafinay
Ho lavonao
Arovy izahay
Amin’ny herinao
Ny fitarainanay
:,: Henoinao :,:
3. Fanahy Masina ô!
Tariho izahay
Hanaiky ‘zao
Mahery Ianao
Ny fonay anjakao
Aza ilaozanao
:,: Mpananatra ô :,:
4. Ry Telo ‘zay Iray!
Dera mandrakizay
Omena Anao
Ny voninahitrao
Aoka ho hitanay
Ka raisonao ‘zahay
:,: Ho aminao :,:
298 – Aina no fetra ry Tompo Mpanjaka
{key: Ab – F capot 3}
1.
F
Aina no
F
fetra ry
C7
Tompo
Mpan
F
jaka,
Bb
Aina no
F
fetra
a
C
na
F
rahana
a
C
nao,
F
Ka ny fa
F
neva tsy
Bb
main
F
tsy ho
F
zaka,
Gm
Ny
Bb
fanom
F
poana tsy
C
main
C7
tsy
a
F
tao.
Fiv :
G
Indreto
C
izahay,
hi
C7M
lan
F
ja
C
fa
F6
C
neva,
F
Ilay hazo i
C
zay
nana
G
vo
G7
tana
a
C
nay;
F
An-tsitra
F
po no a
Bb
no
F
loranay
F
tena,
Gm7
Ka
Bb
tano
F
mba ho
C
Anao
C7
iza
F
hay.
283 – Manan-jara ry Jesosy ny mpanomponao
1.
D
Manan-jara ry Je
D
sosy
!
D
Ny
mpa
A7
nom
D
po
A
nao,
D
‘Zay natokanao hi
D7
ton
G
dra
D
Ny
A
A7
nara
D
nao;
D
No
G
fidianao ho mpit
D
ory
D
Ny
fi
A7
tia
D
va
A
nao,
D
Nitokia
G
nao ho mpa
D7
mo
G
ry
D
Ny
va
A7
hoaka
D
nao.
267 – He, ny andon’ny maraina
{key: E – D capot 2 – 4/4}
1.
D
He, ny andon’ny maraina
F#m11
Latsaka ao an-
D
tsaha
A
re
D
Ka mamelona ny maina
Izay mani
G
ry
Em
ra
A
no
D
be!
G
Ravoravo e, ny
D
tany,
Fa
A
he, ny andro maina efa
D
la
D7
ny;
G
Ka mitsahatra ny fahan
D
trany,
Ma
G
naro
Em
ka ny
A
hazo
D
be!
262 – Indreto izahay
1.
G
Indreto
iza
D
hay
Ry Jeso
G
ô!
G
Manaraka
i
D
zao
A
Ny
hafa
D
trao
D
Ny
fahoria
G
nao
C
Tsaroanay
i
G
zao
Am
Fa
fatra
G
tra
tokoa
D
Ny
nenti
G
nao
259 – Ny latabatrao ry Jeso!
{key:G}
{c:Clé SOL}
1.
G
Ny
la
Em
taba
Am
trao,
D
ry
G
Jeso!
G
Dia
a
C
trehin
D
ay
i
G
zao;
G
Ny
fa
D
nahi
G
nay
A
voki
D
so
G
A
C
mi
G
n’ny
fi
D
tia
G
nao.
248 – Nitondra ny zaza ny reny
{key: C}
1. Ni
C
tondra ny zaza ny
F
reny
Dm
tao
Sal
C
ema,
Mba
F
hota
C
hin’i
Dm
Jeso
C
Kristy
G
be
C
indra
G
fo;
No
C
lavin’ny
mpi
F
ana
C
tra
izy,
C
Nefa hoy Je
F
sosy
C
hoe:
«
C
Ave
G
lao ny
C
zaza
Am
ha
Dm
na
G
tona
i
C
zao »
244 – Ry Jeso! Mba henoinao
1.
C
Ry Jeso!
F
Mba
henoi
C
nao
C
Ny
feo
F
nay
mpa
D
nompo
G
nao,
G7
Izay
mi
C
vava
C/E
ka
ami
F
nao
G
Mitady
Am
fi
F
ta
C
hi
G
a
C
na.

