998 – FF46 – Mba tantanonao, ry Raiko!

{key: Eb / D capot 1}

 
1.  
D 
Mba tantanonao, ry  
G 
Rai
Em 
ko
 
I
A 
zato 
 
làlan-jana
D 
kao
 
D 
Ny mifidy toa tsy  
G 
hai
Em 
ko
 
A 
Fa maniry indrindra A
D 
nao
 
A 
Hitanao ny adi-
D 
tsaina
 
A 
Mitambesatra ao an-
D 
doha
 
A 
’Zany tsikin’ny ma
D 
rai
Bm 
na
 
Em 
Toa 
 
 
A 
ela vao hifo
D 
ha

2. Moa diso ny safidiko

Raha mandroso ka mankao

Sa ‘ty làla-nofinidiko

Dia tsy ilay voasoritrao

Tanteraho ny faniriako

O ! ry Tompo tena tia

Fa ity zavatra iriko

Masina amiko doria

3. Nefa, raha tsy izay no didy

Namboarinao ho ahy

Amboary ny safidy

Sy ny ratrako am-panahy

Atolorinao ny hery

Hampijoro izay nikoa

Ka sitranonao ny fery

Sy ny ratrako ao am-po

Une pensée sur “998 – FF46 – Mba tantanonao, ry Raiko!”

  1. Tena ela no nitadiavako an’ito, hitako ihany. Misaotra ny mpamorona ilay site, dia mirary mba hitombo hatrany ny projet sy hitondra soa ho an’ny tsirairay sy ho an’ny Asan’ny Tompo. Fiadanana be dia be ho anareo eh

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.